Tele Antsika

Tongasoa eto amin'ny Tele Antsika, chaine manome lanja ny sarimihetsika Malagasy 🎬 Ho hitanao eto ireo tantara mitohy sy film malagasy tena ankafizinao. Eto no hanandratana avo ny talentan'ireo mpanantontosa sy mpilalao sarimihetsika malagasy.

Aza adino ny manaraka ny pejy hanarahana tsy tapaka ireo sarimitsika 100% malagasy ankafizinao !

🎥 #filmMalgache #sérieMalgache #cinémaGasy #Madagascar