Willis Nbl

Willis NBL(Ngiah Boak’avy Lavitry) dia mpanakanto niainga avy tany amin’ny faritra SAVA(Sambava) mifototra amin’ny MOZIKA TROPICAL, Raha misy ny fiarahamiasa tianao atao aminay dia afaka miantso numéro telma @ horonantsary reo ianareo tompoko ka manasa anao hanaraka tsy tapaka ny Chaîne Youtube-ko , MISAOTRA TOMPOKO