Tantara Gasy Mampatahotra
Tantara Gasy Mampatahotra dia toerana hihainoana 📻 tantara malagasy lava mampihoron-koditra 😈 sy zava-miafina 👁️ avy amin’ny radio samihafa (ACEEM Radio, MBS, Viva sns.), averina eto ho ren’ny taranaka ankehitriny 🎧🌙
Tsy izahay no manoratra na mandrakitra ireo tantara; rakipeo tany am-boalohany no zarain’ny Tantara Gasy Mampatahotra eto ⚠️, manaja ny zon’ny mpamorona sy ny onjam-peo nampiely azy ⚖️🎙️
Raha tia tantara gasy lava 📖, tantara indray mihaino 🎧, resaka matoatoa 👻, vazimba, kalanoro ary tranga tsy azo hazavaina ianao, dia tsindrio S'abonner ❤️, kitio ny lakolosy 🔔 ary zarao amin’ny namana 👥 mba hiaraka hihaino amin’ny alina maizina 🌑
Histoire d’horreur malgache audio pour les francophones qui aiment les récits terrifiants et les légendes de Madagascar à écouter dans le noir.
#tantaramalagasy #tantaramampatahotra #tantaragasy #tantaraindraymihaino #paranormalmadagascar #horreurmalagasy