APIKA Toky Stéphan - SOLI DEO GLORIA
Misaotra an'ni JESOA Zoky be fitia izahay raha afaka manolotra ireo horonan-tsary toritany & fampianarana maro maro avy tamin'ireo Raiamandreny sy mpanabe. Ao ihany oa ireo tantara tsy fanadino ary nanamarika teo amin'ny fiainan'ny fiangonana sy ireo kristianina maro.
Raha afaka manampy anao hahita ny lalan-kizorana araka ny Sitrapon' Andriamanitra izay kely voazara dia faly izahay.
HO VONINAHITR' ANDRIAMANITRA IRERY IHANY
RANDRIAMAMPIANINA Toky Stephan
IRAKO AMMI - Toriteny Mariage. "Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia FITIAVANA" — Galatiana 5 : 22
JOBILY 90 taona TILY ETO MADAGASIKARA 2014
Matio 22 - Côlesium - vita Sinoda Lehibe 2021 - IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina FOFIFI Janoary 2022
Chaine d'Honnêteté - FAHAMARINANA -- IRAKO Ammi , Mpitandrina
TENY FAMPAHEREZANA - IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
FANORENANA NY RIHANA FJKM ANDRONDRA FAHASOAVANA - vidéo 3
FANORENANA NY RIHANA FJKM ANDRONDRA FAHASOAVANA - video 2
FANORENANA NY RIHANA FJKM ANDRONDRA FAHASOAVANA - VIDEO 1
Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5
MPITARIKA mahay - matahotra an' Andriamanitra - Marina tsy manao kolikoly
ny fahavalo dia mikely aina vavaka no tena ilaina mazotoa fa aza malaina NEHEMIA
Ny amin'ny fahoriana sy fampaherezana : JOBA / Toriteny : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
Mpanompon' Andriamanitra VRAI : Ohatra RASALAMA Maritiora & PAOLY / toriteny 2 8 20 IRAKO AMMI
JESOA NAMOAKA DEVOLY : Miambena, Matokia Azy, Mijoroa
Hisy FAHORIANA any am-parany any ka mila MIAMBINA, MIVAVAKA ,MAHARITRA isika mba tsy ho lavo
Banjino J E S O A TORITENY 23 08 2020 IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
VOAVONJY mba IASA isika- 13 09 2020- IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
Aza manararaotra ny faharim-pon'Andriamanitra fa ARARAOTY ny FAMINDRAM-PONY - toriteny 27 09 2020
05 09 2020 anjara Asan'ny ny tsirairay ao @ Tompo : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina
Inona no ao ambadiky ny Fahafatesana - Emilien RAZAFIARISON
SAMPATI FJKM ANDRONDRA FAHASOAVANA - Sokajy EFESOSY FANORENANA NY RIHANA
Teny fampiheritreretana - IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina