Hira Vaovao
Tongasoa eto amin’ny Hira Vaovao, sehatra natokana ho an’ny hira malagasy vaovao, manomboka amin’ny Afrobeat, RnB, Rap, Pop, Dancehall, Reggae, sy ny maro hafa. Atolotray am-pitiavana ireo talentan'ny taranaka vaovao sy ankehitriny. Abonnez-vous fa tsy ho diso fanantenana ianao 🎧🔥