Feonkira Fiderana

Tonga soa eto amin'ny Feonkira Fiderana, hira aram-pilazantsara, mozika Malagasy fiderana sy fivavahana.
Ny tanjonay dia ny hanome fiadanana sy hanamafy ny finoanao amin'ny alalan'ny feon-kira samihafa, Katolika, Protestanta, FFPM, ... Afaka ampiasaina ho an'ny fotoana fitokanana, vavaka, fialan-tsasatra, na ho an'ny fivavahana manokana.
#MalagasyWorship #HiraFiderana #InstrumentalWorship #MozikaFiderana #MozikaMalagasy #WorshipInstrumental #PrayerMusic #Jesoa #VoninahitraHoAnAndriamanitra #Andriamanitra #MalagasyGospel #fiderana #feonkira
#vavaka