HIRA TALOHA by Herimandresy
Tongasoa eto amin'ny chaîne YouTube HIRA TALOHA by Herimandresy.
Ito chaîne ito dia natao hizarana ny hira nivoaka tamin'ny disques vinyles taloha, tsy hatonta intsony ankehitriny.
Tsy ahazoana vola ary natao ho asa soa hoan'ny mpiray tanindrazana ity, ka raha misy taranakin'ny tompon'ny hira maniry ny tsy hizarana ny hiran'ny raiamandreniny dia afaka mangataka ny hamafana izany amin'ny commentaires.
Ho an'ireo mpankafia kosa afaka manao "j'aime", mizara ary mi-s'abonner amin'ny page.
Mihainoha finaritra!
Abel Ratsimba - Samy Tia
Abel Ratsimba - Tsy Ampy
Abel Ratsimba - Ry Alina Ô
Abel Ratsimba - Kinanjo
Abel Ratsimba - Na Tranobongo Aza
Abel Ratsimba - Lasa Ianao
Abel Ratsimba - Hadisoako Angamba
Abel Ratsimba - Amiko
Abel Ratsimba - Ny Foko Vao Nitia
Abel Ratsimba - Tsy Ny Ranomasonao
Abel Ratsimba - Tsy Nofy Intsony
Abel Ratsimba - Maraina
Abel Ratsimba - Samy Tia
Abel Ratsimba - Fa Izao
Abel Ratsimba - Teo Amoron-drano
Abel Ratsimba - Hadisoako Angamba
Abel Ratsimba - Ry Alina Ô Nahoana
Abel Ratsimba - Sahinao
Abel Ratsimba - Tsy Nofy Intsony
Abel Ratsimba - Vetso Lavin-kavana
Abel Ratsimba - Kinanjo
Abel Ratsimba - Tsy Ampy
M. R. Razafy - Fikasana
M. R. Razafy - Ataoko Ahoana
M. R. Razafy - Tsy Haiko
M. R. Razafy - Feon-dakolosy
M. R. Razafy - Mandrampihaona
M. R. Razafy - Valin-kafatra
M. R. Razafy - Iloka ! Iloka !
M. R. Razafy - Folo Taona