Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

FIAINANA MANDRAKIZAY - Groupe Voahary (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2024-07-16

Просмотров: 1028

Описание:

🌈FIAINANA MANDRAKIZAY - Groupe Voahary🌈 (Lyrics)

Fiainana mandrakizay Tompo ô
No nomaninao ho anay ety
Ny ho kivy sanatria
Na mbola lavitra ny dia
Ny tananao Ray ô! no mitantana anay
An...

Na fifaliana, na fahoriana
Tompo ô no iainanay
Izahay tsy hiala Aminao
Na koa tomany, na tahak'izany
Tompo ô no iainanay
Izahay dia tia Anao

Fiainana mandrakizay Tompo ô
No nomaninao ho anay ety
Ny ho kivy sanatria
Na mbola lavitra ny dia
Ny tananao Ray ô! no mitantana anay

Ray ô ampio, 'ty zanakao
Ka na dia sarotra ny dia
Izahay matoky Anao
Ka mba fihino eo an-tratranao
Mba tsy ho resy amin'ny
Fakam-panahy iananay

Fiainana mandrakizay Tompo ô
No nomaninao ho anay ety
Ny ho kivy sanatria
Na mbola lavitra ny dia
Ny tananao Ray ô! no mitantana anay

Fiainana mandrakizay Tompo ô
No nomaninao ho anay ety
Ny ho kivy sanatria
Na mbola lavitra ny dia
Ny tananao Ray ô! no mitantana anay

Fiainana mandrakizay Tompo ô
No nomaninao ho anay ety
Ny ho kivy sanatria
Na mbola lavitra ny dia
Ny tananao Ray ô! no mitantana...
Na fifaliana
Na fahoriana
Na fifaliana
🌅
#LyricsbyKalo

FIAINANA MANDRAKIZAY - Groupe Voahary (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

NDRIANA RAMAMONJY - FIAINANA MANDRAKIZAY

NDRIANA RAMAMONJY - FIAINANA MANDRAKIZAY

Ampy ahy Jeso | Hira fiankohofana | Tononkira

Ampy ahy Jeso | Hira fiankohofana | Tononkira

Les 30 Meilleurs Cantiques de Zoé Méditation – Prière et Adoration 2025

Les 30 Meilleurs Cantiques de Zoé Méditation – Prière et Adoration 2025

Hiverina Aminao

Hiverina Aminao

Страшная тайна Рождественской Ёлки | что от нас скрывают

Страшная тайна Рождественской Ёлки | что от нас скрывают

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

Tsy ho irery intsony aho (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy

Tsy ho irery intsony aho (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy

🔥ЖИРНОВ: Двойника Путина СПАЛИЛИ! Кремль вышел с НОВЫМИ угрозами.РАЗГРОМ в Грозном. Кадыров СБЕЖАЛ?

🔥ЖИРНОВ: Двойника Путина СПАЛИЛИ! Кремль вышел с НОВЫМИ угрозами.РАЗГРОМ в Грозном. Кадыров СБЕЖАЛ?

Над бушующим морем 🌊🎶

Над бушующим морем 🌊🎶

Ampy ho anao ny fahasoavako | Fara Andriamamonjy | Hira Fiderana | Tononkira

Ampy ho anao ny fahasoavako | Fara Andriamamonjy | Hira Fiderana | Tononkira

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

Les plus beaux Cantiques Chrétiens de tous les temps

Les plus beaux Cantiques Chrétiens de tous les temps

Ndriana Ramamonjy - Ny fanahiko (Tononkira)

Ndriana Ramamonjy - Ny fanahiko (Tononkira)

Расслабляющая музыка, исцеляющая от стресса, беспокойства и депрессивных состояний, исцеляет #19

Расслабляющая музыка, исцеляющая от стресса, беспокойства и депрессивных состояний, исцеляет #19

МОЩНАЯ УТРЕННЯЯ МОЛИТВА — БОГ ДАСТ ТЕБЕ ПОБЕДУ СЕГОДНЯ!

МОЩНАЯ УТРЕННЯЯ МОЛИТВА — БОГ ДАСТ ТЕБЕ ПОБЕДУ СЕГОДНЯ!

Hoderainay mandrakizay ny Anaranao  | Tana Gospel Choir ft. Jaojoby | Hira évangélique | Tononkira

Hoderainay mandrakizay ny Anaranao | Tana Gospel Choir ft. Jaojoby | Hira évangélique | Tononkira

🙌🏻🔥 Nouveauté Louange & Adoration 2025 | Prier et Commencer la Journée avec DIEU

🙌🏻🔥 Nouveauté Louange & Adoration 2025 | Prier et Commencer la Journée avec DIEU

Я хвалу Тебе пою / Всей душой | I Sing Praises / With All I Am | SKYDOOR WORSHIP cover

Я хвалу Тебе пою / Всей душой | I Sing Praises / With All I Am | SKYDOOR WORSHIP cover

РОЖДЕСТВО 25 - СБОРНИК ПЕСЕН №-1

РОЖДЕСТВО 25 - СБОРНИК ПЕСЕН №-1

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]