Nodimandry i Jessica, Tovovavy 17 taona namana niaraka nianatra tamin’i Fenohasina sy Nombana
Автор: Real TV Madagasikara
Загружено: 2025-08-08
Просмотров: 8477
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS
Nodimandry androany tamin’ny 2 ora tolakandro tao amin’ny hopitaly HJRA i Michaud Malala Jessica, Tovovavy 17 taona namana niaraka nianatra tamin’i Fenohasina sy Nombana ilay tovovavy nodimandry ny 17 Jolay lasa teo. Efa nody tany an-tranony i Jessica ny 19 Jolay saingy niverina niditra hopitaly indray ny 21 Jolay ary izao nodimandry izao hoy ny rainy. Nafindran’ny mpitsabo tany amin’ny sampana fitsaboana ny taovam-pisefoana nefa i Jessica ny talata 5 Aogositra 2025 lasa teo kanefa tsy nisy niraharaha ka nitarika hatramin’ny fahafatesany hoy ny rainy.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: