Lylison Rolland de René - filoha nasionalin’ny federasiona malagasy ny ckick-boxing
Автор: rakotomiarintsoa nirina
Загружено: 2022-03-31
Просмотров: 40
FEDERASION’NY KICK-BOXING : Tsy hisy intsony ny kitranoantrano ho an’izay tena mahay
Napetraka amin’ireo mpanazatra sy teknisianina ny fandrafetana ny DTN. Hanokatra ny taom-pilalaovana amin’ity taona 2022 ny ligin’Antsinana ny filoha nasionalin’ny federasiona malagasy ny ckick-boxing izay atao any Toamasina ny 03 Aprily 2022. Tsy kisendrasendra ny naha voafidy an’i Lylison Rolland de René ho filoha nasionalin’ny federasiona malagasy ny ckick-boxing. 10 taona nanampiana ity taranja iray ity .....
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: