Gabriellah - cover "Ireo andro lasa" LALAO RABESON
Автор: RAMONJIMALALA Herinjatomanana
Загружено: 2022-09-11
Просмотров: 4606
Fisarahana, fifandaozana tampoka...
Anefa mbola te hitoetra eo foana,
mbola te hijanona fa tsy afa-manoatra.
rehefa mitodika mijery ny lasa anefa isika dia mahatsapa fa mila manaiky amin'izay, mila mihavana amin'ny lasantsika mba hahafahana mandroso...♡
Etoana dia maneho fankasitrahana feno ny Zoky be, Ray aman-dreny : Lalao RABESON.
son/arr : Herimaminiaina Fanou
Vidéo : ARIFILMS.MG ( RAFANOMEZANTSOA Zo Herihasina )
Manitra RABARISOA
MiA beauty
Custom Café
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: