Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Tantara Malagasy - TONTOLON'NY FANAHY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

Автор: SARY MIHETSIKA / Web TV

Загружено: 2024-02-25

Просмотров: 9479

Описание:

TONTOLON'NY FANAHY
Tantaran'i Radio Don Bosco

Eo am-pikarakarana ny mariaziny i Njato sy Miangola, ary efa voazara ny fanasana ho an'ireo nasaina, iray volana mialoha. Diary sy Njato dia mpinamana akaiky ary niara-niaina tao Antsirabe ; nahavita fianarana tany Antananarivo i Diary ary nitady asa tao amin'ny Njato. Nisy boky fandalinana "Magie Noire" novakian'i Njato sy Diary tamin'ny mbola mpianatra teny amin'ny Lycée. Andriamatoa Fidy no ray niteraka an'i Diary, raha mbola teo am-piresahana izy mianaka dia naharay antso fa tra-doza i Njato.

Tsy nahatsiaro tena fotoana ela i Njato, taorian'ny loza, ary manaraka fitsaboana eny amin'ny hopitaly. Rehefa tonga tany an-tranony i Diary dia nahita an'i Njato, anefa raha tokony ho izy dia tsaboina tao amin'ny hopitaly. Noresahin'i Diary lahatra ny fanahin'i Njato mba hanaraka azy any amin'ny hopitaly, ary gaga izy fa ny vatany no eo ambony fandrian'ny hopitaly. Io tranga miseho io dia mitovy amin'ny voalaza tao amin'ilay boky "Magie Noire" novakian'i Diary, tamin'izy mbola mpianatra. Nampirafy an'i Njato i Miangola; nanana paik'ady ratsy haka ankolaka ny harena noharian'i Njato i Miangola sy Sahaza sakaizany...

Tantara nosoratan'i R. Harilala Frido Sacriman

Novelomin'i : Tahina Nantenaina, Vona, Fetra Sarobidy, Vanintsoa, Niravo, Holy

Nandray Feo : Tovo Razanamamonjy

Nanatontosa : Holisoa

Tantara indray mihaino
Tantara RDB
Tantara Malagasy

Tantara Malagasy - TONTOLON'NY FANAHY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

TANTARA MALAGASY - BIBY TSY FANTATRA ANARANA -1(Tantaran'i VIVA RADIO) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - BIBY TSY FANTATRA ANARANA -1(Tantaran'i VIVA RADIO) Tantara Lava

SIAKAN’ANDRIANA: Rdb #gasyrakoto

SIAKAN’ANDRIANA: Rdb #gasyrakoto

TANTARA MALAGASY - MISANGY ONJA (Tantara An'onjam-peo)

TANTARA MALAGASY - MISANGY ONJA (Tantara An'onjam-peo)

Tantara Malagasy - TSIAMBARATELO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - TSIAMBARATELO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Herin'ny Fitia

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Herin'ny Fitia

NY KRISTIANA SY NY FACEBOOK - FJKM Isotry Fitiavana Alahady 24 Martsa 2019

NY KRISTIANA SY NY FACEBOOK - FJKM Isotry Fitiavana Alahady 24 Martsa 2019

Skrydis pilvu per kopas: prezidentūra Dzūkijoje ir kiti klinikiniai atvejai #Vanagas #Tichanovskaja

Skrydis pilvu per kopas: prezidentūra Dzūkijoje ir kiti klinikiniai atvejai #Vanagas #Tichanovskaja

BASIN'ARIARY FITO Tantara an'onjampeo Malagasy By MALAIMISARAKA GROUP & NY Prod

BASIN'ARIARY FITO Tantara an'onjampeo Malagasy By MALAIMISARAKA GROUP & NY Prod

AMBANY TANANA: [Aceem] #gasyrakoto

AMBANY TANANA: [Aceem] #gasyrakoto

TANTARA MALAGASY - TSY HITA BE IHANY (Tantaran'i ACEEM Radio) Tantara Indray Mihaino

TANTARA MALAGASY - TSY HITA BE IHANY (Tantaran'i ACEEM Radio) Tantara Indray Mihaino

TANTARA MALAGASY - MENDRIKA (Tantaran'i Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

TANTARA MALAGASY - MENDRIKA (Tantaran'i Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

Fiainana roa: [Rdb] #gasyrakoto

Fiainana roa: [Rdb] #gasyrakoto

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Ilay tranon-dolo (Fizarana voalohany) - Mampitaintaina/Mistery

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Ilay tranon-dolo (Fizarana voalohany) - Mampitaintaina/Mistery

« Ingahy Ralipo »—Tantara RNM⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

« Ingahy Ralipo »—Tantara RNM⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

TANTARA MALAGASY - LAPAN'ILAY BIBY OLONA (Tantaran'i RECORD FM) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - LAPAN'ILAY BIBY OLONA (Tantaran'i RECORD FM) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - HATRAMIN'NY FARA-FOFON'AINY (Tantara an'onjam-peo) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - HATRAMIN'NY FARA-FOFON'AINY (Tantara an'onjam-peo) Tantara Lava

Tantara Kolo fm

Tantara Kolo fm

MIFANDREMBY👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto

MIFANDREMBY👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto

Tantara Malagasy - AMPASANJINA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - AMPASANJINA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

TANTARA MALAGASY - NANARIN'NY FIAINANA (Tantaran'i KOLO FM) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - NANARIN'NY FIAINANA (Tantaran'i KOLO FM) Tantara Lava

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: infodtube@gmail.com