Marka
Автор: Marka 16: 15 - Pst Tahina
Загружено: 2020-01-31
Просмотров: 2849
Tsy misy olona teraka kristiana, fa ny fahaterahana indray no maha kristianany olona. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray* ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. [*Na: ateraka avy ambony] (Jaona 3:3)
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: