Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Solo ANDRIANASOLO - Fanekem pinoana

Автор: Herilaza Gaetan RAKOTONIRINA

Загружено: 2024-08-08

Просмотров: 166904

Описание:

🎶Solo 🔹🔹 fanekem-pinoana 🎶

Nahoana ny maso no tsy hanganohano
Raha sendra alon-drano
Nahoana ny saina no tsy hovalalanina
Raha sangodim-panina
Fa hery mahamay,
No hitsapana anay,
Ry Tompo Rainay
Nahoana moa, nahoana ny fo no tsy hotorovana
Raha sendra fahatsiarovana
Nahoana koa, nahoana no tsy ho adaladala
Raha zanaka malala
Tiana sy lalaina,
No indro re nalaina
Mbola vao maraina
Kanefa Raiko ô, izao no hira ory
Izao asandratro izao
Tsy sanatria tsy akory ho faniriako anao
Fa mainka anolorako indray Aminao
Ilay manda vaovao,
Ny herin’ny finoako, tsy mbola niova loko
Satria mino aho fa ilay velomanay, dia mandrampihaona ihany
Satria mino aho fa ilay velomanay, tsy ho mandrakizay
Fa mainka anolorako indray Aminao
Ilay manda vaovao,
Ny herin’ny finoako, tsy mbola niova loko
Satria mino aho fa ilay velomanay, dia mandrampihaona ihany
Satria mino aho fa ilay velomanay, tsy ho mandrakizay

Solo ANDRIANASOLO -  Fanekem pinoana

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Джем – Solo ANDRIANASOLO -  Fanekem pinoana

Джем – Solo ANDRIANASOLO - Fanekem pinoana

BACKSTAGE SOLO ANDRIANASOLO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

BACKSTAGE SOLO ANDRIANASOLO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

Culte du 30 novembre 2025

Culte du 30 novembre 2025

Morning Cafe Background Music – Smooth Spanish Bossa Nova Jazz (10 Hour Mix)

Morning Cafe Background Music – Smooth Spanish Bossa Nova Jazz (10 Hour Mix)

Pazzapa 7 - Medley Henri Ratsimbazafy

Pazzapa 7 - Medley Henri Ratsimbazafy

Сборник ЛУЧШИХ Мелодий от которых мурашки по телу! Красивая музыка для души- Осень #Relaxing

Сборник ЛУЧШИХ Мелодий от которых мурашки по телу! Красивая музыка для души- Осень #Relaxing

Velvet Blues Ballads | Soulful Romantic Guitar

Velvet Blues Ballads | Soulful Romantic Guitar

Mialy RAKOTOMAMONJY  -

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

Best of Clip REBIKA Vaovao 1 HD -- Hira malagasy

Best of Clip REBIKA Vaovao 1 HD -- Hira malagasy

SOLO ANDRIANASOLO, POOPY & NJAKATIANA -

SOLO ANDRIANASOLO, POOPY & NJAKATIANA - "RY LASAKO"

TOVO J'HAY- Live FB-Hira gasy 2020( PART 1)

TOVO J'HAY- Live FB-Hira gasy 2020( PART 1)

Ditrako 2025 (Njila - Poopy - Mahery) - ANTSAHAMANITRA, Alahady 31 août 2025

Ditrako 2025 (Njila - Poopy - Mahery) - ANTSAHAMANITRA, Alahady 31 août 2025

Njakatiana - Somariaka & Naditry & Tsisy vaovao - Concert Paris 12 mars 2022

Njakatiana - Somariaka & Naditry & Tsisy vaovao - Concert Paris 12 mars 2022

Smooth Jazz & Soul | Relaxing Jazz Saxophone Music – Background Chill Music

Smooth Jazz & Soul | Relaxing Jazz Saxophone Music – Background Chill Music

Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)

Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)

Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)

Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)

SOLO - Mba rahoviana re

SOLO - Mba rahoviana re

Джем – Zaho Ho Vadinao

Джем – Zaho Ho Vadinao

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]