๐๐๐๐๐๐๐ , ๐๐๐๐๐ & ๐๐๐๐ - ๐๐๐ ๐ ๐๐๐ (Version Anaty Ala 2025)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2025-06-03
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 9934
KรFA TIA
Isanโora, isa-minitra aho
Mba mandinika ny fanaonโny olona
De nahatsapa fa :
Izay miara-droa de mifanankim-po
Efa hita taminโny TV sy vidรฉo
Gazety sy radio
Fa ity fiainana ity
Tsy milay raha tsy misy fitia
โZany vady โzany !
Na aiza na aiza eto amboninโny tany !
Fitiavana no dikanโizany! Hasambarana !
Tsiky sy tambitamby
Hafaliana sy sangisangy
Ny roa no tsy mba toy izany
Fa soamaravo teny ihany !
Isanโandininy :
Satria ny revinao dia ny mifamaly
Ary isanโandro aho no miaritra izany
Mba miezaka aho ny manihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Sao mba lerany izao
Tsy aleo ve re asiana anโizany sao ho antotra eto ihany
Lazainao fa tianao aho ! Tia ahy ianao !
โLay zaho mitomany no tianao sa โlay zaho mitalaho ???
Marina fa tena tia anao aho ! Tia ano aho !
Nefa rehefa misy anโizany !
De mba voatsindrona ihany
Marina fa tena tia anao aho ! tia anao aho !
Nefa rehefa misy anโizany !
Mahatsiaro voadona ihany
Izay no nahatonga ahy saika hilako an-dry !
Satria ianao toa tsy mamaly fitia
Raha toa tsy kรดpy aho angamba dia tany
Soa ihany tsy izany !
Soa ihany aho fa dรดzy !
Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ mp4
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: