Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2024-01-02

Просмотров: 1783

Описание:

🙏🏻VAVAKA HO AN'NY TANDINDRAZANA - Groupe Njatoson🙏🏻 (Lyrics)

Tompo Masina ô
inty aho miandrandra Anao
Fa Hianao anie
no Andriamanitro
Tsy manam-paharoa
mihaino vavaka
Ho Anao irery ihany anie
ny voninahitra
Ny Anaranao Jeso
no handohaliako
Hianao Ilay Ray tsitoha
no hiankohofako
Tsy misy toa Anao
ireo andriamanitra
Hianao Ilay Nahary anay
sy izao tontolo izao

Tsapako toa miharatsy
izao fiainana iainan'izao
Fandrobàna, mamono, mandrafy
no mitombo mameno ny tany
Fahoriana no tsapa sy hita
ny tany simba ary koa mihalao
Faharavàna sy loza no he mitatao
noho ireo heloka izay vitanay

Tompo tsara ô (Tompo tsara ô)
Inty aho he mitalaho
Hianao ihany anie
no Andry iankinanay
Korontan-dava izao
no iainanay ety
Takona tsy hita intsony koa
'lay fahamarinana
Ray Mpanavotr'ô! (Ray Mpanavotr'ô)
Aoka hanjaka ny herinao
Ny sitrakao anie Ray ô
no aoka hatao
Ô mba tantano re
ity Tanindrazako
Omeo fahendrena avy Aminao
ireo mpitondra anay


Tsapako toa miharatsy
izao fiainana iainan'izao
Fandrobàna, mamono, mandrafy
no mitombo mameno ny tany
Fahoriana no tsapa sy hita
ny tany simba ary koa mihalao
Faharavàna sy loza no he mitatao
noho ireo heloka izay vitanay
Mamelà Tompo ô
'reo fahotana natao Taminao
Ô vonjeo e!
'ndrao ho faty ny fanahinay
Mamindrà fo
ny fitarainako
Omeo anay Jesosy Ilay Fanahinao
hanasitrana ny taninay

Tsapako toa miharatsy
izao fiainana iainan'izao
Fandrobàna, mamono, mandrafy
no mitombo mameno ny tany
(Fahoriana)
Fahoriana no tsapa sy hita
ny tany simba ary koa mihalao
Faharavàna sy loza no he mitatao
noho ireo heloka izay vitanay
Mamelà Tompo ô
'reo fahotana natao Taminao
Ô vonjeo e!
'ndrao ho faty ny fanahinay
Mamindrà fo
ny fitarainako
Omeo anay Jesosy Ilay Fanahinao
hanasitrana ny taninay
🌈
#LyricsbyKalo

VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

ANTSAN KIRA FIDERANA NY HOBY FARANY

ANTSAN KIRA FIDERANA NY HOBY FARANY

Честь дороже денег! Обращение к украинским пасторам: не продавайтесь за чечевичную похлебку!

Честь дороже денег! Обращение к украинским пасторам: не продавайтесь за чечевичную похлебку!

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

TOMPO Ô, IANAO NO MAHALALA - Édouard sy Tafika (Lyrics)

TOMPO Ô, IANAO NO MAHALALA - Édouard sy Tafika (Lyrics)

09 VAVAKA HO AN'NY FIRENENA

09 VAVAKA HO AN'NY FIRENENA

30  Puissantes Louanges Du Matin à écouter Tous les Jours pour Sentir la Présence de Dieu

30 Puissantes Louanges Du Matin à écouter Tous les Jours pour Sentir la Présence de Dieu

Действительно ли Рождество – языческий праздник?

Действительно ли Рождество – языческий праздник?

⚡ ДО МУРАШЕК! ЖЕНА, ДРАКОН и ВЕЛИКАЯ БИТВА НА НЕБЕСАХ! Что скрывает 12-я глава Апокалипсиса?

⚡ ДО МУРАШЕК! ЖЕНА, ДРАКОН и ВЕЛИКАЯ БИТВА НА НЕБЕСАХ! Что скрывает 12-я глава Апокалипсиса?

Marka 16: 15 - Mivavaha fa ny vavaka manova zavatra

Marka 16: 15 - Mivavaha fa ny vavaka manova zavatra

RAY Ô, MAMELÀ! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)

RAY Ô, MAMELÀ! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)

Vavaka ho an'ny Tanindrazana

Vavaka ho an'ny Tanindrazana

Hiverina Aminao

Hiverina Aminao

Njato (feat. Tafika) - The Prayer

Njato (feat. Tafika) - The Prayer

VONJEO NY TANINAY (VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA)

VONJEO NY TANINAY (VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA)

Sokafy ny fonay (P. Jaonah)

Sokafy ny fonay (P. Jaonah)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

РОЖДЕСТВО 25 - СБОРНИК ПЕСЕН №-1

РОЖДЕСТВО 25 - СБОРНИК ПЕСЕН №-1

HAFA MIHITSY | REKO

HAFA MIHITSY | REKO

Мне велели предупредить максимум людей в ближайшие 72 часа - ОСО (Опыт Смерти)

Мне велели предупредить максимум людей в ближайшие 72 часа - ОСО (Опыт Смерти)

Les 30 Meilleurs Cantiques de Zoé Méditation – Prière et Adoration 2025

Les 30 Meilleurs Cantiques de Zoé Méditation – Prière et Adoration 2025

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]