Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

KEMYRAH - DEPRESSION

Автор: KEMYRAH

Загружено: 2020-11-14

Просмотров: 59379

Описание:

//𝙈𝙊𝙊𝘿 𝙊𝙐𝙏 𝙉𝙊𝙒//

Abonnez-vous pour télécharger l'album

Laden Sie mein neues Album auf : https://cutt.ly/xgBap1P

Télécharger mon nouvel album sur : https://cutt.ly/xgBap1P

Download my new album on : https://cutt.ly/xgBap1P

———————————————————————————————

Studio : Flawless Records Germany
Bil Studio Madagascar
Studio Studio Madagascar

Prod. Raspo Beats

Mix & Mastering : Tahiana Andrianiaina x Lova Bil Rakotomalala x Faly

———————————————————————————————

Lyrics :

Iza no afaka mba manazava?
Fa maninona ny saiko no tsy mety mangina
Tabataba lava no reko hatramin’ny oviana…
Hey ! Tsy mety tony
Toa mametraka fanotanina lava
Mikorontana ny saiko
Tsy mitsahatra rahovina toa mandrava
Nanjary loko mainty foana no tazako
Nanjary tiako hatramin'ny haizina sy ny maloka
Dia hira mandatsa-dranomaso izany lasa tsy halako
Ilay alahelo tsy miala intsony fa toa namatotra ahy
Eo imason'ny namana ny endrika mitsiky
Ny nify adera ny tarehy tsy avela ho malok'endrika
Nafeniko anareo ilay sambo efa ila ho rendrika
Miverina ao an-tsaiko foana ilay hoe za tsy mendrika
Sanatria ny hampiseho hoe tena resy aho
Resy lava mitanondrika tsy hila vonjy akory
Tsy aiko ny hanazava hoe za ty anie ka manakory
Iza no handatsa ? Iza no hiomehy ? Iza no mba hanoro ahy ?
Iza ?
Dia harary indray ny loha izao dia (harary indray ny loha izao)
Dia ho vaky indray ny loha izao
Alahelo mitambesatra mameno ny fo
Ny kapoaka efa ela no efa feno
Ny saina milaza hoe tandremo
Ny foko milaza hoe mitenena
Hoe mitediava ialahy fanampiana fa ialahy tsy tafavoaka amin'io izany
Ny loha marary lava
Ny maso mena ho hoatry ny afo
Aza hanontaniana hoe oviana no farany nisakafo
Vao maika te hihiboka, vao maika tsy hivoaka
Satria ny teny marary nareo anie no vao maika mandavo
Nareo mantsy miheritreritra fa safidiko ilay hijaly
Teneninareo za fa ny androany tsara foana noho ny omaly
Hoe mitsikia fa androko androany
Tsy safidiko anie ilay mitomany
Fa mora aminareo no manabarabara hoe izaho hoatry ny adala
Adala ? Mety hoe tena adala
Saingy tsy noho ny tenako fa noho ny fankahalàna
Noho ny halahelo dia ny hatezerana,
fijaliana sy fanenenana
Mifangaro ao an-tsaiko
Hoatry ny fahoriana tsy hay hiafenana
Tsy nikipy aho firy andro ny masoko mena
Impiry nandalo tao an-tsaiko ny hamono tena
Fa inona no ataoko ety amboniny tany
Raha hisotro mangidy tsy higoka ny mamy
Kivy amin'ny tenako aho marefo loatra aho
Te hiala amin'izao fahoriana izao
Ampio aho Ray, mba alaivo ho any ankoatra aho
Alohan’ny hanaovako ny tsy fanao
Ratraratraiko ny vatako
Feno dia-na lame ny tanako
Milomano anaty ny rà izay noheritreretiko fa mba hamafa ireo lasako
Toa ny saiko ihany anie no fasako
Feno hevitra mainty ny saiko
Ny foko variana mampitomany ahy dia tsy aiko intsony hoe iza intsony no mibaiko
Mahatsiaro very aho
Iza no hanampy ?
Fivavahana, Dokotera, Akama ve sa sampy e ?
Hatsaharo izany tabataba anaty saiko
2 minitra fotsiny dia efa ampy
Ny kiakiaky ny feon'ny fiheritreretako
mila hampitapy ahy

Perdu dans un monde qui ne me ressemble pas
Dans un univers où les valeurs n'existent pas
Je vis sans vraiment exister
Dans cette société vide de vérité
Je ne sais pas vraiment qui je suis
Je suis prise dans une telle folie
J’ai envie d'abandonner
Tout mon corps a laissé errer sans âme pour qu'il puisse continuer
Laisser à moi-même dans ce troue sans fin
Je ne réussis pas à trouver la raison
Où est donc passé mon sourire ?
J'ai oublié comment rire
Je nage dans une mer de noirceur où se sont accumulés tous mes pleures
Je dois sans cesse me battre pour respirer
Et ma force semble de plus en plus s'en aller
Et je ne sais pas si j'arriverai à survivre bien longtemps
Juste assez pour me libérer de mes tourments
Mon cœur ne ressemble plus qu'à un amas de cicatrices
Il a reçu tant de coups vifs
Abattu par mon passé
Je ne peux pas laisser mes démons me gagner
NON !

KEMYRAH - DEPRESSION

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Гаити: Закон банд без цензуры

Гаити: Закон банд без цензуры

nayda

nayda

Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)

Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)

KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO

KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO

HUFS DOVY

HUFS DOVY

ZAKAI - MANGATSIAKA (Clip officiel)

ZAKAI - MANGATSIAKA (Clip officiel)

Kemyrah x WinoGang x Boost x Ares - MISY DIKANY (Video Lyrics)

Kemyrah x WinoGang x Boost x Ares - MISY DIKANY (Video Lyrics)

TSOTA  - Ventson'ny Atsantsa (Official Video 2024 ) [4K VERSION]

TSOTA - Ventson'ny Atsantsa (Official Video 2024 ) [4K VERSION]

KEMYRAH -  Solo (Clip Officiel)  Prod. GianBeat

KEMYRAH - Solo (Clip Officiel) Prod. GianBeat

DOM RASOLO- Ampitao aminy

DOM RASOLO- Ampitao aminy

Agrad - ALEO HANDEHA ( Officiel Vidéo 2020 ) réalisé par Mbolatiana  Rakotoarivony

Agrad - ALEO HANDEHA ( Officiel Vidéo 2020 ) réalisé par Mbolatiana Rakotoarivony

HAFA MIHITSY | REKO

HAFA MIHITSY | REKO

JIOL'AMBUP'S - BAVY AZA MANDEHA MAFY (Official video) Prod McCO

JIOL'AMBUP'S - BAVY AZA MANDEHA MAFY (Official video) Prod McCO

Kemyrah - Voarara (Audio Officiel) FLWLSGNG 2022

Kemyrah - Voarara (Audio Officiel) FLWLSGNG 2022

S I G A R A x Feu Follet - Tomany x Dia ahoana ary ( Mash up )

S I G A R A x Feu Follet - Tomany x Dia ahoana ary ( Mash up )

Ceasar & Ngiah Tax Olo Fotsy - Mampanota (Clip Officiel)

Ceasar & Ngiah Tax Olo Fotsy - Mampanota (Clip Officiel)

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

Kemyrah - Boky vaovao (Version longue)

Kemyrah - Boky vaovao (Version longue)

ZAKAI - MELODIE  (Clip officiel)

ZAKAI - MELODIE (Clip officiel)

Rim-Ka - GLITA (Official Video Music)

Rim-Ka - GLITA (Official Video Music)

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]