FANODIKODINAM-BOLA 24 MILIARA ( Nouveauté gasy 2026 )
Автор: Voix de la Terre Rouge
Загружено: 2026-01-24
Просмотров: 258
⭕‼️𝗡𝗜𝗔𝗠𝗣𝗬 #𝗙𝗔𝗡𝗢𝗗𝗜𝗞𝗢𝗗𝗜𝗡𝗔𝗠_𝗕𝗢𝗟𝗔 𝟮𝟰 𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 #𝗙𝗔𝗡𝗘𝗡𝗝𝗘𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡'𝗜 𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗥.
Nilaza ny mpisolovavan’i #Rinah_Rakotomanga fa isaky ny hita fa mitady ho afaka ny olona #harovany dia misy dossier #vaovao foronina indray. Amin’izao dia nampiana raharaha #fanodikodinam_bola mitentina 24 miliara Ariary tamin’ny taona 2020, izay efa navoakan’ny Cour des comptes didy fa tsy nisy fanodikodinam-bola, araka ny fanazavany no hanenjehana azy.
📌“Ny tanjona dia ny hitazonana azy am-ponja #maharitra,” hoy hatrany ny mpisolovava, izay mihevitra fa #fanenjehana mitohy sy paikady hampitomboana ny vesatra iampangana azy izao zava-misy izao.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: