Lafatra (Mage 4) - Malagasy Guitar Tutorial 1/2 (Demo)
Автор: Acoustic Gasy
Загружено: 2021-08-31
Просмотров: 3602
Hira izay afaka tendrena piano na gitara tsara, ary mampiasa melody mahafinaritra. Ny accord mora daholo. Ny tonalite C sy F dia manana accord maro hifampizarainy (C, F, Dm, Am) koa mirindra tsara ny fiovan'ilay tonalite rehefa tonga ny pre-refrain sy ny refrain
Demo (piano): • Видео
Demo (gitara): • Lafatra (Mage 4) - Malagasy Guitar Tutori...
Lesona (piano): • Видео
Lesona (gitara): • Lafatra (Mage 4) - Malagasy Guitar Tutori...
Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2021/08/30/l...
Playlist - Lesona Gitara Fototra: • Lesona Fototra - Gitara
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: