Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

EO AMINAO NO MAHATSARA AHY ( TANORA MASINA ITAOSY )

Автор: Tsiry Harison

Загружено: 2021-03-28

Просмотров: 10765

Описание:

EO AMINAO NO MAHATSARA AHY

Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hahitako fiadanana
Fa satria Ianao no fialofako ‘zay tsy hampangozohozo ahy
Sy ilay Tilikambo handosirako an’ireo fahavaloko
K’aoka aho hihaloka eo anilanao mba ho eo ambany elatrao
(Tadidiko ny adinay taloha nifamaly nanao an-dolom-po
F’angaha moa mbola vitan’izany fa teny maloto avokoa)
Tompo ô! Tompoko, menatra izahay”
1v+3v: (Namana maro no nitaona anay maika ery ny niantso hoe “AVIA”
Hivavaka isika androany, mba nandresy lahatra ery)
Tompo ô! Nefa moa tsy taitra izahay

Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hitako fa mahatsara ahy
Raiso fa maniry Anao ity nofoko sy mitady Anao fatratra
Heveriko ho mihoatra noho ny aiko aza ny haleben’ny famindram-ponao
Ka hidera ny Anaranao Masina aho raha mbola velon’aina koa
(Sompatra tsy mba nahatsara anay ‘lay Satana mpamilivily fo
Anio milaza toky sesilany ny ampitso hay ka fitaka moa)
Tompo ô! Tompoko, ndrao very izahay
1v+3v: (Tapaka ny hevitro f’ilay Jeso ‘zay nambaran’ireo namako
No hoarahiko manomboka androany sy ho antoky ny fiainako)
Tompo ô! Tompoko, raiso izahay

TANORA MASINA

EO AMINAO NO MAHATSARA AHY ( TANORA MASINA ITAOSY )

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY

NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY

Mila Anao - Tanora Masina Itaosy

Mila Anao - Tanora Masina Itaosy

Tsy ho diso fanantenana - Tanora Masina Itaosy (Clip)

Tsy ho diso fanantenana - Tanora Masina Itaosy (Clip)

Няма няма няма, да те оставя! Болгарский хит, песня которая всегда жива!

Няма няма няма, да те оставя! Болгарский хит, песня которая всегда жива!

До Мурашек! Иерусалим Священный Город !

До Мурашек! Иерусалим Священный Город !

Джем – EO AMINAO NO MAHATSARA AHY ( TANORA MASINA ITAOSY )

Джем – EO AMINAO NO MAHATSARA AHY ( TANORA MASINA ITAOSY )

Tano mafy - Tanora in faith

Tano mafy - Tanora in faith

Eo akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy ! - Chorale Adventiste Mandrosoa

Eo akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy ! - Chorale Adventiste Mandrosoa

Tanora Masina Itaosy - Ankohonana Kristiana

Tanora Masina Itaosy - Ankohonana Kristiana

Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina

Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina

Anao Sinitry Avao (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy

Anao Sinitry Avao (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Ekeo ny sitrapony - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)

Ekeo ny sitrapony - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)

Taniko - Poopy & Denise - Live sur www.sehatra.com

Taniko - Poopy & Denise - Live sur www.sehatra.com

Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

Tanora masina itaosy  Fanasana

Tanora masina itaosy Fanasana

TSINDRY ALOKA 1 [part 1] - Film Gasy

TSINDRY ALOKA 1 [part 1] - Film Gasy

Fitsarana /Tanora Masina Itaosy

Fitsarana /Tanora Masina Itaosy

ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana

ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]