Haleloia mihira fihiram-baovao (Salamo 149) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
Автор: Chorale NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Загружено: 2023-07-05
Просмотров: 1014
“HALELOIA MIHIRA FIHIRAM-BAOVAO” (Salamo 149, 1-3)
Tonony sy Feony: NDRATOSON Georges Benjamin
Nandrindra ny mozika: NDRATOSON Georges Benjamin/ Rivo RAKOTOARIMALALA
Antoko Mpihira NY TSANTAN’IMAHAMASINA ( FJKM Atsimon'Imahamasina)
© One Clip entertainment, Jona 2017
(Extrait DVD Edition 2017)
(Haleloia) Haleloia,
Haleloia […leloi(a) eh]
Haleloia, Haleloia
Mihirà fihiram-baovao (ho an’I) ho an’I Jehovah
ny fiderana Azy (eo amin’ny)
ny fiangonan’ny olona masina
(Aoka ny Israely hifaly)
Aoka ny Israely hifaly
amin’ny Mpanao azy
(Aoka ho finaritra amin’ny)
Aoka ho finaritra amin’ny
Mpanjakany ny zanak’i Ziona
(Aoka hidera ny anarany)
Aoka hidera ny anarany
amin’ny dihy izy
(sy hankalaza Azy amin’ny)
sy hankalaza Azy amin’ny
amponga tapaka sy ny lokanga
(Aoka ny Israely hifaly)
Aoka ny Israely hifaly
amin’ny Mpanao azy
(Aoka ho finaritra amin’ny)
Aoka ho finaritra amin’ny
Mpanjakany ny zanak’i Ziona
(Aoka hidera ny anarany)
Aoka hidera ny anarany
amin’ny dihy izy
(sy hankalaza Azy amin’ny)
sy hankalaza Azy amin’ny
amponga tapaka sy ny lokanga
(Haleloia) Haleloia,
Haleloia […leloi(a) eh]
Haleloia, Haleloia
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: