Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐢𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚

Автор: MINAE Officiel

Загружено: 2025-04-01

Просмотров: 360

Описание:

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐲: 𝐅𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐢𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐊𝐀𝐅𝐀𝐂𝐈
☑️Miroso amin’ny dingana manaraka ny tetikasa KAFACI, iarahana amin’ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny FOFIFA, ho amin’ny fanatsarana ny masomboly vary ao Bongolava. Tafiditra ao anatin’ny Paikadin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo, ity tetikasa vatsian’ny Governemanta Koreana Tatsimo ity dia miompana amin’ny fisafidianana karazam-bary avo lenta sy mahatohitra ny fiovaovan’ny toetr’andro.
‼️Nanomboka tamin’ny 2021, Madagasikara dia isan’ireo firenena 26 nisitraka ity fiaraha-miasa amin’ny AfricaRice ity. Karazam-bary 460 avy any Sénégal no nampidirina, ary amin’izao fotoana izao dia eo amin’ny fanombanana sy fisafidianana ireo masomboly mety indrindra amin’ny toe-tany eto an-toerana. Tafiditra amin’izany ny atrikasa natao tamin’ny 25 martsa 2025 tao amin’ny Station Kianjasoa, Bongolava, izay nanolorana ireo masomboly ho an’ny tantsaha sy tanora mpianatra agronomika.
🍁Nohamafisina nandritra ny atrikasa ny andraikitry ny FOFIFA amin’ny fikarohana, fitahirizana ary famokarana masomboly ho an’ny tantsaha.
"𝐄𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞, 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐨𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐬𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐚𝐠𝐫𝐢𝐜𝐨𝐥𝐞."

#MINAE#
#MEESUPRESS#
#FOFIFA3
#KAFACI#

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐢𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

A Day in the Life of a Black Soldier Fly Farmer in Northern Madagascar.

A Day in the Life of a Black Soldier Fly Farmer in Northern Madagascar.

MAHAVOKATSE : 𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄 – 𝐓𝐄𝐅𝐈𝐀𝐋𝐀 : Fitantanana maharitra ny tany sy ny fampiroboroboana ny fambolena

MAHAVOKATSE : 𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄 – 𝐓𝐄𝐅𝐈𝐀𝐋𝐀 : Fitantanana maharitra ny tany sy ny fampiroboroboana ny fambolena

Beautiful Relaxing Peaceful Music, Calm Music 24/7,

Beautiful Relaxing Peaceful Music, Calm Music 24/7, "Tropical Shores" By Tim Janis

Cultiv'à Nou - Le Plan de Relance de la canne à sucre

Cultiv'à Nou - Le Plan de Relance de la canne à sucre

САМОЕ ОПАСНОЕ ПУТЕШЕСТВИЕ: КОНГО-КАТАНГА

САМОЕ ОПАСНОЕ ПУТЕШЕСТВИЕ: КОНГО-КАТАНГА

LANONANA OFISIALY FANOLORANA LAKANA SY FITAOVANA HO AN'NY MPANJONO TETO FORT-DAUPHIN.

LANONANA OFISIALY FANOLORANA LAKANA SY FITAOVANA HO AN'NY MPANJONO TETO FORT-DAUPHIN.

Rwanda: Young Innovators Are Redefining the Future of Agriculture

Rwanda: Young Innovators Are Redefining the Future of Agriculture

Atelier préliminaire du Projet d'intensification de l'élevage de bovins endogènes en Afrique

Atelier préliminaire du Projet d'intensification de l'élevage de bovins endogènes en Afrique

𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄-𝐑𝐈𝐙 𝐏𝐋𝐔𝐒

𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄-𝐑𝐈𝐙 𝐏𝐋𝐔𝐒

They Growing Giant Papayas in a Desolate Wasteland (Shocking Result)

They Growing Giant Papayas in a Desolate Wasteland (Shocking Result)

Nidina ifotony tao Vakinankaratra ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬i𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚

Nidina ifotony tao Vakinankaratra ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬i𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚

1 an de mission à Diego!   FIDESCO

1 an de mission à Diego! FIDESCO

Mieux gérer pour mieux produire : Conseil technico-économique au Burkina Faso (2025)

Mieux gérer pour mieux produire : Conseil technico-économique au Burkina Faso (2025)

Magnificent Birds | Stunning Nature | Stress Relief | Relaxing Birds Sound 🌿 Healing Nature Sounds 🌿

Magnificent Birds | Stunning Nature | Stress Relief | Relaxing Birds Sound 🌿 Healing Nature Sounds 🌿

The Amazing Process of Growing Bananas by the Millions – From Tissue Culture to Export

The Amazing Process of Growing Bananas by the Millions – From Tissue Culture to Export

MINAE  - DIABEN'NY FAMOKARANA / Mahabo - Faritra MENABE

MINAE - DIABEN'NY FAMOKARANA / Mahabo - Faritra MENABE

Лижут ли Вас Собаки? ВОТ ЧТО ЭТО ЗНАЧИТ (вас шокирует)!

Лижут ли Вас Собаки? ВОТ ЧТО ЭТО ЗНАЧИТ (вас шокирует)!

Уоррен Баффет: Если вы хотите разбогатеть, перестаньте покупать эти 5 вещей.

Уоррен Баффет: Если вы хотите разбогатеть, перестаньте покупать эти 5 вещей.

They Successfully Grew Cucumbers In The Sahara Desert – A Result That Shocked The World

They Successfully Grew Cucumbers In The Sahara Desert – A Result That Shocked The World

TIMELAPSE — Harvesting Bananas and Vegetables, Raising Animals in a Beautiful Countryside Life

TIMELAPSE — Harvesting Bananas and Vegetables, Raising Animals in a Beautiful Countryside Life

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: infodtube@gmail.com