Fiadanana sy Fisaorana - Sorona Masina niarahana tamin'ireo Evekan'i Madagasikara
Автор: Ikala lonjo
Загружено: 2025-06-17
Просмотров: 58
Isan'ny Mpivahinin'ny Fanantenana tonga eto Roma koa ireo evekantsika amin'izao taon-jobily izao.
Tam-pitiavana be no nahafoizan'izy ireo fotoana niara-nanolotra tamin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma, ny alahady 15 jona 2025 lasa teo. I Kardinaly Désiré Tsarahazana no nitarika ny Sorona Masina.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: