FANIAH - LAVITRA AHY
Автор: Stèph
Загружено: 2017-09-26
Просмотров: 68989
LAVITRA AHY
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Nanadino ahy ve ianao?
Mahatadidy ahy ve ianao?
Vao mihiratra
Ny masoko
Dia ianao no ato an-doha
Ny feonao no tiako ho re koa
Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Mifanjohy ny andro
Ny volana koa
Tsy mety lefy ny ao am-po
Mankarary ny saiko
Any ianao 'zay
Mba mahatsiaro ahy
Mbola tia ahy ve ianao?
Mitempo ho ahy ny fonao?
Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
A/C: Faniah
Arrangeur: Andry Michael RANDRIANTSEVA
septembre 2017
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: