Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Raha hiverina (A/c: Njila / Feo: Holy & Fobec / Arrangement: Haritiana Rakotonanahary)

Автор: fobec frijo

Загружено: 2024-10-25

Просмотров: 976

Описание:

Cover Raha hiverina (A/c: Njila / Feo: Holy & Fobec / Nandrindra sy nitendry: Haritiana Rakotonanahary)

Raha hiverina aho
Rehefa avy nandeha
Nandeha nandao anao
Nandritry ny fotoana elabe

Hiverina aho
Nefa hovantaniko ireo fombafombanao
Izay nanosika ahy handeha ka handao anao

Vao teo am_baravarana
Nahatazana anao aho
Nisakamina olon_kafa
Tsy sahy nanakotaba anao aho
Fa naleoko dia niverina

Hiverina aho
Toa very maina foana ny fotoanako
Izay nivavahako isan’andro isan’andro
Mba hampiova anao

Vao teo am_baravarana
Nahatazana anao aho
Efa mamomamo be
Dia honena anao ny fo

Saingy tsisy azoko natao
Tsy hiverina aho
Ny fotoana sisa no mba tokiko
Sy fanafody iray
Ka hamerina hampody indray ny sainao

#Njila#Raha_hiverina

Raha hiverina (A/c: Njila / Feo: Holy & Fobec / Arrangement: Haritiana Rakotonanahary)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Ditrako 2025 (Njila - Poopy - Mahery) - ANTSAHAMANITRA, Alahady 31 août 2025

Ditrako 2025 (Njila - Poopy - Mahery) - ANTSAHAMANITRA, Alahady 31 août 2025

COVER hiran'ny TARIKA NJILA (medley)

COVER hiran'ny TARIKA NJILA (medley)

Бомба! Der Spiegel публикует утечку — Европа спасает Украину от Трампа /№1058/ Юрий Швец

Бомба! Der Spiegel публикует утечку — Европа спасает Украину от Трампа /№1058/ Юрий Швец

Hafatra kely (Romule & Salomon, A/C: Ramaroson Wilson) - Vocal: Fob Frijo 2022

Hafatra kely (Romule & Salomon, A/C: Ramaroson Wilson) - Vocal: Fob Frijo 2022

TARIKA BAOBABA

TARIKA BAOBABA "FITIA TSIAMBARATELO" (a/c: Abel ANDRIARIMALALA)

Andraso aho-Tarika Njila

Andraso aho-Tarika Njila

KOFONA I LOVA HASINIRINA! TRATRA NANDAINGA...

KOFONA I LOVA HASINIRINA! TRATRA NANDAINGA...

New Mr Salama & Umar Keyn & DNDM & Davvi & Imazee / Идеальные красивые мелодии Deep House 2025 !

New Mr Salama & Umar Keyn & DNDM & Davvi & Imazee / Идеальные красивые мелодии Deep House 2025 !

LASA IZY khaleba 2015

LASA IZY khaleba 2015

Raha Hiverina(NJILA) KARAOKE

Raha Hiverina(NJILA) KARAOKE

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Mihanta n 174

Mihanta n 174 "Raha hiverina" Casting du 21/03/2015

RAHA HIVERINA (NJILA ) VELOMA IANAO ( RIJA ).          ON IRA GOLDMAN #Michael_KIM #live

RAHA HIVERINA (NJILA ) VELOMA IANAO ( RIJA ). ON IRA GOLDMAN #Michael_KIM #live

Ny Hira sy mozika (Fara sy Salomon - A/C: Rivo Ramandiamanana), Asnah (Ny Ainga) feat Fob Frijo

Ny Hira sy mozika (Fara sy Salomon - A/C: Rivo Ramandiamanana), Asnah (Ny Ainga) feat Fob Frijo

DNDM • Umar Keyn • Davvi • Mr Salama - Retro Disco Deep House Hits 2025 (New Relax Songs)

DNDM • Umar Keyn • Davvi • Mr Salama - Retro Disco Deep House Hits 2025 (New Relax Songs)

Tsipolotra interpreté par Hery (Tarika Njila)

Tsipolotra interpreté par Hery (Tarika Njila)

POOPY & MAHERY & NJILA : RAHA HIVERINA

POOPY & MAHERY & NJILA : RAHA HIVERINA

Lola - Carol of the Bells (Live with Orchestra)

Lola - Carol of the Bells (Live with Orchestra)

Tsara hiafarana (Bessa/Rija & Lalatiana), son HD

Tsara hiafarana (Bessa/Rija & Lalatiana), son HD

IRAIMBILANJA-Tao an-tsekoly(Version 2020 Miritsoka Prod)

IRAIMBILANJA-Tao an-tsekoly(Version 2020 Miritsoka Prod)

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]