๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (Album : ZANA-BAHOAKA 2010)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2023-08-31
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 86032
A/C: Samoรซla RASOLOFONIAINA
Album Audio : ZANA-BAHOAKA (Be Mozik! 2010)
๐ป๐๐๐๐๐ :
Fialonana lava ity re fempero kely
Sao kofona irery eo vao tsisy mpijery
Zanahary mandahatra , manao ny anjara
Kโaza mangaringarika be zisitoara
Izay mangaringarika be taola-maso
Izay be taola-maso mahazo matsatso
Izay ny mihezaka ihany anie no tafita
Fโireo izay mangalatra tsy ela dia vita
Izay manao ny marina anie no tafarina
Izay ratsy fanahy any an-kady mivarina
Ireo ratsy loha dia mankany ihany koa
Izay be alahelo, kendainโny avelo.
Isanโandininy :
Fa izay mahari-pery no izy
Izay miharitra ihany no tafa
Izay miharitra no tompon-daka
Tompon-daka mandidy, manjaka
Izay miharitra ihany no izy
Miharitra kely dia omby
Ny omby be tsy zakanโialahy
Satria omby mifahy
Fa tonga dia mannโฆ
Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ mp4
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: