Chorale FAHAZAVANA FLM Val-de-Marne - "Noho Ianao Jesosy"
Автор: Chorale Fahazavana
Загружено: 2020-08-20
Просмотров: 4069
"Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo hianareo, ary aza miahanahana. Fa ny jentilisa amin’ izao tontolo izao dia fatra-pitady izany rehetra izany; fa ny Rainareo mahalala fa tokony ho anareo izany zavatra izany." Lioka 12:29-30
Indro atolotra ho antsika ny hira "Noho Ianao Jesosy", notsongaina tamin'ny Album Vol. 1. Apetraho amin'ny Tompo ny fiainanao fa Izy efa mahalala ny lalana izay tokony hizoranao.
Mihainoa finaritra ary Dera sy Laza ho an'Andriamanitra Tompo Lehibe.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: