VLOG Kapsily #4 Fête de la Musique CRAAM : Khym's Ogami, MC Hope, Yrist, ALP, Mackinley Music
Автор: Kapsily
Загружено: 2024-06-22
Просмотров: 331
Kaiza daholo! 😎🔥 Nahamay loatra ny sehatra tao amin'ny ADMC CRAAM 🔥 omaly 21 Jona nandritran'ny Fête de la Musique niarahana tamin'i Kazim Kazim, ny Double G. @DoubleG-GoldenGeneration (Mc Hope sy Khym's Ogami @khymsogami8878 ), YRIST, Mackinley Music sy A.L.P Tsy Ofisialy.
👉 Ity oronan-tsary fohy ity no entinay hizarana anareo izay tsy afaka tonga an'ny zava-nisy omaly ary indrindra hanentanana an'ireo mbola kamokamo hamonjy hetsika mivantàna. 👈
Tongava mahohana sy manal'azy ry zareo fa raha tsy eo isika mpijery, publique sy mpankafy dia zava-poana ny hetsika toy izao. 😉
😁 Zarazarao! 😁
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: