Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

FANOMANANA NY FANDRAISANA NY PAPA RAY MASINA : TSY HITSANGA-MENATRA I MADAGASIKARA

Автор: Présidence de la République de Madagascar

Загружено: 2019-07-24

Просмотров: 13090

Описание:

ATAO MENDRIKA NY FANDRAISANA NY PAPA RAY MASINA :
95% ireo asa lehibe no efa vita eny Soamandrakizay, Androhibe. Hanomboka tsy ho ela ny dingana manaraka dia ny fampitaovana sy fanorenana ny fotodrafitrasa handraisana ireo mpino ho avy amin’ny lamesa lehibe ho tarihin’ny Papa Ray Masina amin’ny 8 septambra ho avy izao. Amin’ny 22 aogositra kosa no hamaranana ireo asa fanamboarana ireo. Tonga teny an-toerana nijery sy nanara-maso ny fivoaran’ny asa ny filoha Andry Rajoelina niaraka tamin’ny Kardinaly Mgr Désiré Tsarahazana sy ny solon-tenan’i Vatican eto Madagasikara, Mgr Paolo Rocco Gualteri androany 24 jolay 2019. Mpino eo amin’ny 800 000 avy amin’ny lafy valon’ny nosy no andrasana eny Soamandrakizay mandritra ity lamesa lehibe ity. Efa mipetraka ihany koa ireo fepetra sy fandaminana noraisin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny handraisana ireo mpino mandritra io fotoan-dehibe io na eo amin’ny lafin’ny fandriampahalemana izany, na ny fidiovana sy ny fahadiovana, ny fahalasamana sy ny vonjy taitra ary ny serasera.

FANOMANANA NY FANDRAISANA NY PAPA RAY MASINA : TSY HITSANGA-MENATRA I MADAGASIKARA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Важное решение властей Беларуси: документ уже подписан / Лукашенко: «Деньги ничего не значат!»

Лукашенко: Если гость приезжает, и идёт дождь – это к счастью! // Что подарили Президенту в Алжире?

GASY FOMBA AMBOHIMANGA DU  22 JANVIER 2017

Воды все меньше: засуха угрожает будущему стран и регионов

T-100 Bulldozer. Стоял 15 лет. Заведётся или нет??(Will it start?)

Столкновения с полицией в столице / Протест перерос в беспорядки

Akon'ny dian'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina tao amin'ny Faritr'i Menabe

GASY FOMBA ANTSAHADINTA

GASY FOMBA ANTSAHADINTA

Nidina ifotony tao Vakinankaratra ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬i𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚

ARCHIVE - Revivez l'élection du pape François le 13 mars 2013

ИХ НАСТОЯЩИЕ ИМЕНА ВАС ШОКИРУЮТ! Кто на самом деле правил СССР?

GASY FOMBA AMBATOMANGA DU 29 JANVIER 2017

Exclusive: Vladimir Putin Arrives in New Delhi for India-Russia Summit | AC15

Best Vocal Tropical Deep House 2025 🌴 Summer Chill Beach Vibes Mix 4K UHD | XDeep Music

Fitokanana ny Fonja sy ny Lapan'ny Fitsaran'i Belon'i Tsiribihina

Китай Затапливает Место, Которое Было Сухим Тысячи Лет. Это Меняет Карту Мира Прямо Сейчас

Эта плотина ГЭС затопит всю Азию! Угроза для миллионов

Inside GOATS Leather Factory: From Raw GOATS Skin to High-End Fashion (Full Process)

Как авианосцы ежедневно справляются с тоннами мусора и отходов в море, имея на борту 5000 моряков

⚡️ Путин бьёт по сделке || Делегация США срочно покинула РФ

© 2025 dtub. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]