Mpandoa-bary - NV
Автор: NV NARINDRA VELOMIRIARIA
Загружено: 2025-10-09
Просмотров: 16
Misy sahy miteny hoe ny gasy kamo velona,
Misy sahy miteny hoe ny gasy dondrona hono,
Raha noana anie ny kibo tsy mamela anao hiaina
Ny fanahy mivezivezy tsy mamela anao isaina,
Mila vola eee!
Mila vola malaky.
Rehefa tsy afa-manaisotra ny mpandoa-bary mizara vilana dia tsiririto tsara aloha ny hena nomeny ny alika, mety ho tsaroany ihany ianao rehefa andron'ny fifidianana.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: