Federation Sport Boules de Malagasy sy ny diaspora malagasy eto Italia
Автор: Ikala lonjo
Загружено: 2025-09-22
Просмотров: 32
Natao teto Roma ny fifaninana iraisam-pirenena amin'ny taranja Tsipy Kanetibe ka nandray anjara tamin'izany i Madagasikara ary nitondra nody ny medaly alimo 2, medaly volafotsy 1 ary medaly volamena 1.
Laharana faharoa kosa isika teo amin'ny sokajy rehetra rehefa natambatra ny isa azon'ny atleta isaky ny firenena.
#reharehamalagasy #petanque #petanquedemadagascar
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: