Hebreo telo lahy
Автор: Siony Firanitra
Загружено: 2017-09-12
Просмотров: 1684
Hebreo telo lahy
Hira Tily Eto Madagasikara
Chant des Éclaireurs de Madagascar
Chant scout de Madagascar | Malagasy scout song | Cantar scout de Madagascar
Hira mitaiza, sareba, fanentanana
1- Dia nisy, hono, Hebreo
Dia nisy, hono, He, He, He, He, Breo, Breo, Breo (X2)
Dia nisy, hono, Hebreo
2- Ny iray natao hoe ABRAH'M'
Ny iray natao hoe A, A, A, ABRAH'M', BRAH'M', BRAH'M' (X2)
Ny iray natao hoe ABRAH'M'
3- Ny faharoa dia ISAK'
Ny faharoa dia I, I, I, I SAK', SAK', SAK' (X2)
Ny faharoa dia ISAK'
4- Ny fahatelo JAKOB'
Ny fahatelo JA, A, A, A KOB', KOB', KOB' (X2)
Ny fahatelo JAKOB'
5- Niainga ho any JERIKO
Niainga ho any JE, RI, RI, RI, KO, KO, KO (X2)
Niainga ho any JERIKO
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: