Zandarimariam-pirenena: Fanomezana medaly sy fampiakarana laharam-boninahitra manokana
Автор: Présidence de la République de Madagascar
Загружено: 2021-08-13
Просмотров: 484
Notanterahina teny amin'ny toby CFS Ivato ny lanona fanomezana medaly sy fampiakarana laharam-boninahitra manokana ho an’ireo manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena.
Natao izao mba ho famporisihana sy fanohanana ireo zandary mendrika sy manao ny asany an-kitsimpo ka nahazoana vokatra tsara eo amin’ny lafin’ny fampandriam-pahalemana indrindra eo amin'ny ady amin'ny asan-dahalo. Sambany teo amin’ny tantaran’ny zandarimariam-pirenena ny fankasitrahana manokana toy izao satria tsapa ireo ezaka sy asa tsara vita ary tokony hohatsaraina hatrany.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: