VLOG Kapsily #13 Play 4 Peace w/ Mackinley Music, MyMen Kaid, FSC Music, Tom RMDTS, REBL
Автор: Kapsily
Загружено: 2024-12-17
Просмотров: 410
Kaiza daholo ! 😎 VLOG #13 nandritran'ny hetsika Play 4 Peace tao Analamahitsy Cité ny Sabotsy 14 Décembre 2024 lasa teo.
Ny tapany maraina dia nisy ny phases eliminatoires an'ilay tournoi basket 3x3 , avy eo nandatsaka sons vitsivitsy i Tom Rmdts_91 sy Ra Zouk's Officiel. 😁
Ny tapany hariva kosa vao tena nanomboka ny lives izay nafanain'i Poppa Kas aka @kaslegend izay nahitana an'i REBL, ny FSC Mozika, i My Men Kaid - MMK izay notronon'ny ekipan'ny Yvis Olof : Skunky Flexx sy Roosmatik ary ny Mackinley Music no namarana ny hetsika. 😉
Version Facebook : / 562188659945578
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: