Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Karaoke RAMIARAMILA - MAHALEO

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2024-09-24

Просмотров: 11193

Описание:

RAMIARAMILA
#karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Ialahy, ialahy dia tsy matory
Fa variana mieritreritra
Ialahy, ialahy dia mieritreritra
Tsy mety mahita tory a !

Ny lalana nodiaviny
efa lasa fiakarana
Ny lalana nodiaviny
tsy fidinana intsony

Ny omaly hitan’ialahy
Ny androany eritreretina
Ny androany hitan’ialahy
Ny ampitso eritreretina !

Ny lalana nodiaviny toa miakatra sy midina
Ny fiainana iainany manaraka an’iny a !

O Ramiaramila ô,
zay manana kaska tsara tarehy
Lohanao iny ô,
dia voasarona tsara

O Ramiaramila ô,
zay manana kaska tsara tarehy
Sainao iny ô,
tsy voasarona kosa

Toa manahirana fa mivezivezy
Ny fisainana ao anaty kaska

Tsy mahatombona ny fisainana
Fa mitady lalana ivoahana !

Rehefa misy rotaka (bis)
Mila hikorontana ny loha !
Tsy maintsy tanterahina
ny baiko miaramila
Ka miady saina satria ...

Any lavitra any e,
ny vady aman-janaka
Mivaralila ny ankizy
any an-tanana

Tsy misy mpiambina
ny ao an-tanana (bis)

O Ramiaramila ô, izay milanja basy tsara tarehy
Rehefa manana azy ô, dia manjary sahisahy
O Ramiaramila ô, izay milanja basy tsara tarehy
Iny basy iny ô, hitifiranao an’iza ?

Toa manahirana ny mandinika an’izany
Toa manahirana ny mamaly an’izany
Fa ny miaramila ho’aho mpanatanteraka ny baiko
Hatraiza moa ny fetra hanarahany an’izany ?

Rehefa misy rotaka (bis)
Mila hikorontana ny loha !
Tsy maintsy tanterahina ny baiko miaramila
Ka miady saina satria ...

Any lavitra any e, ny vady aman-janaka
Mivaralila ny ankizy any an-tanana
Tsy misy mpiambina ny ao an-tanana (3)

DAMA - MAHALEO

Karaoke RAMIARAMILA - MAHALEO

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Karaoke gasy HAY HAY HAY - MAHALEO

Karaoke gasy HAY HAY HAY - MAHALEO

Tsara tso drano Dadah Rabel sy Inah KARAOKE

Tsara tso drano Dadah Rabel sy Inah KARAOKE

TSARASOA Medley REMIX

TSARASOA Medley REMIX

Karaoke EFA ELA (Zava-poana) - MAHALEO

Karaoke EFA ELA (Zava-poana) - MAHALEO

RAVORONDREO  Mahaleo Live @ Olympia

RAVORONDREO Mahaleo Live @ Olympia

Karaoke gasy REVIREVINAY TALOHA - ERICK MANANA

Karaoke gasy REVIREVINAY TALOHA - ERICK MANANA

Sao dia ataon'ialahy hoe - Mahaleo - (Bekoto & Dama)

Sao dia ataon'ialahy hoe - Mahaleo - (Bekoto & Dama)

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Raha mba manana elatra - Mahaleo - Karaoke

Raha mba manana elatra - Mahaleo - Karaoke

Samoela - Folaka ihany

Samoela - Folaka ihany

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Karaoke ENY AMBANIVOHITRA - ZANDRY GASY

Karaoke ENY AMBANIVOHITRA - ZANDRY GASY

TSY FERANA Eric Manana - Karaoke

TSY FERANA Eric Manana - Karaoke

ILAY NOSY Mahaleo Live @ Olympia

ILAY NOSY Mahaleo Live @ Olympia

Lapa vaovao  KARAOKE [Mamina sy Ravaka]

Lapa vaovao KARAOKE [Mamina sy Ravaka]

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Karaoke Mahaleo Isekely

Karaoke Mahaleo Isekely

TIANJAMA - DONIA REGAREGA

TIANJAMA - DONIA REGAREGA

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]