I'll never love again - Lady Gaga - Cover Gasy by Riantsoa
Автор: Riantsoa Ratsimamanga
Загружено: 2019-04-19
Просмотров: 4757
Another one! :D
Hope you'll like it, even if you don't understand malagasy :D
And hope you'll like it even more, if you do understand it!
Subscribe for more videos! ❤️❤️❤️
My last video here: • Always remember us this way - Cover Gasy b...
Facebook page: / riantsoaratsimamanga
------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ity 'ndray ary ny "I'll never love again" - Lady Gaga, nataoko amin'ny teny malagasy. Iriako ho tianareo!
Mihainoa finaritra ary dia zarazarao ô!
Misaotra anareo !❤️❤️❤️
Lyrics:
Raha azoko
Natao ilay veloma
Dia nolazaiko ny tato ampoko
Mety nitomany koa
Raha fantatro
Iny no fara-andro
Ny foko nozaraiko roa
Mba amonjeko anao
Chorus:
Tsy mila afatsy ianao
Tsy mila afo vaovao
Tsy mila orok’hafa intsony
Na olon-kafa hanome ny fony
Tsy hanome ny foko aho
N’iza n’iza ho eo
Na vaovao aza ny andro
Tsy ampiditra masoandro
Tsy hitia intsony aho
Raha vao nihaona
Tsy nihevitra ny ho babo aho
Tsy nihevitra ho toy izao
Teny an-tsandrinao
Dia tsy mino aho fa marina tokoa
Hoe lasa ianao
Nihodikodina ny tany sy ny saiko
Fa tsy mandroso aho
Chorus…
Tsy ilaiko ny hahatsapa izany
Raha tsy izaho sy ianao ihany
Izaho tsy handany ny androko
Tsy hanome an’iza n’iza
Ny soa avy amiko
Aleoko ihany miandry, miandry anao
Chorus…
Tsy hitia intsony aho
Thanks to • Lady Gaga - I'll Never Love Again (LOWER K...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: