Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Loharanom-baovao marim-pototra no nahazoan’izy ireo ny valin’ny fitiliana hoy Pauline Le Troquier

Автор: Real TV Madagasikara

Загружено: 2025-07-16

Просмотров: 31435

Описание:

Singa natao fitiliana tany ivelany: Loharanom-baovao marim-pototra no nahazoan’izy ireo ny valin’ny fitiliana nalefan’ny Fanjakana Malagasy tany amin’ny Institut de Medecine Legale tao Strasbourg (IMLS) hoy ny mpanao gazetin’ny RFI Pauline Le Troquier raha ny resaka nataony tamin’ny mpanao gazetin’ny Real Tv. Mbola nanamafy ity mpanao gazetin’ny RFI ity fa ivon-toerana tsy manana ny fahafahana hitily ny « botulisme » io laboratoara IMLS nandefasan’ny Fanjakana Malagasy ny singa nanaovana fanadihadiana io. Manoloana ny fanenjehan’ny mpanohana ny fitondrana azy ireo taorian’ny namoahan’ireo haino aman-jery vahiny ny fanadihadiana mikasika ny valin’ny fitiliana nalefan’ny Fanjakana Malagasy tany amin’ny IMLS, dia nilaza i Gaëlle Borgia, mpanao gazetin’ny TV5 Monde fa misy olona voakarama hanenjika ny mpanao gazety vahiny eto Madagasikara mba hampitahorana sy hampanginana azy ireo.
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 15 JOLAY 2025Mbola nanamafy ity mpanao gazetin’ny RFI ity fa ivon-toerana tsy manana ny fahafahana hitily ny « botulisme » io laboratoara IMLS nandefasan’ny Fanjakana Malagasy ny singa nanaovana fanadihadiana io. Manoloana ny fanenjehan’ny mpanohana ny fitondrana azy ireo taorian’ny namoahan’ireo haino aman-jery vahiny ny fanadihadiana mikasika ny valin’ny fitiliana nalefan’ny Fanjakana Malagasy tany amin’ny IMLS, dia nilaza i Gaëlle Borgia, mpanao gazetin’ny TV5 Monde fa misy olona voakarama hanenjika ny mpanao gazety vahiny eto Madagasikara mba hampitahorana sy hampanginana azy ireo.
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 15 JOLAY 2025

Loharanom-baovao marim-pototra no nahazoan’izy ireo ny valin’ny fitiliana hoy Pauline Le Troquier

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 06 DESAMBRA 2025. #Madagascar

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 06 DESAMBRA 2025. #Madagascar

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 21 JOLAY 2025 #madagascar

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 21 JOLAY 2025 #madagascar

🔴 СРОЧНО Трамп обвиняет Зеленского в срыве мирного процесса

🔴 СРОЧНО Трамп обвиняет Зеленского в срыве мирного процесса

⚡️ШЕЙТЕЛЬМАН: ЭКСТРЕННО! Ультиматум США Украине: Зеленский СОБИРАЕТ ВСЕХ. Кремль РЕШИЛ судьбу

⚡️ШЕЙТЕЛЬМАН: ЭКСТРЕННО! Ультиматум США Украине: Зеленский СОБИРАЕТ ВСЕХ. Кремль РЕШИЛ судьбу "СВО"?

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 23 AOGOSITRA 2025. #Madagascar

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 23 AOGOSITRA 2025. #Madagascar

Zatajone tożsamości. Fałszywe nazwiska, które zmieniły Polskę

Zatajone tożsamości. Fałszywe nazwiska, które zmieniły Polskę

TOURNOIS DES INFLUENCEURS MALAGASY - SANS ISSU (TEFI)

TOURNOIS DES INFLUENCEURS MALAGASY - SANS ISSU (TEFI)

Одинокий 92-летний дедушка доживает свои дни в горах вдали от цивилизации

Одинокий 92-летний дедушка доживает свои дни в горах вдали от цивилизации

Les P’tis Genies 5ChrosResadresaka niarahana tamin'ny ekipa

Les P’tis Genies 5ChrosResadresaka niarahana tamin'ny ekipa

✈️ REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 28 JUILLET 2025 #Madagascar

✈️ REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 28 JUILLET 2025 #Madagascar

Ompa, fandrabirabiana, fanenjehana ary fandrahonana no ataon’ny mpikirakira facebook an’i Fanilo

Ompa, fandrabirabiana, fanenjehana ary fandrahonana no ataon’ny mpikirakira facebook an’i Fanilo

Columbite Ankiranomena

Columbite Ankiranomena

⚡️ Реакция США на визит Путина в Индию. Что известно о сделке? | Наше время

⚡️ Реакция США на визит Путина в Индию. Что известно о сделке? | Наше время

NALLY ABDALAH SUR CANAPE JAUNE BY REIX TV 😉

NALLY ABDALAH SUR CANAPE JAUNE BY REIX TV 😉

Abandoned and Mute | This Boy’s Transformation Will Break and Heal Your Heart

Abandoned and Mute | This Boy’s Transformation Will Break and Heal Your Heart

Fanapoizinana ara-tsakafo Ambohimalaza: Fidèle Ranaivoarisoa 51 taona, olona faha-25 namoy ny ainy

Fanapoizinana ara-tsakafo Ambohimalaza: Fidèle Ranaivoarisoa 51 taona, olona faha-25 namoy ny ainy

« Anniversaire »-n’i Fenohasina: Tonga teo amin’ny fitsarana Anosy ny fianakavin’ireo nodimandry

« Anniversaire »-n’i Fenohasina: Tonga teo amin’ny fitsarana Anosy ny fianakavin’ireo nodimandry

⚡ФЕЙГИН: Путин ВЗОРВАЛСЯ от попуска Моди. Трамп ОБЕЗУМЕЛ из-за плана: Кремль ПРОЩАЮТ? Кадырову ХАНА

⚡ФЕЙГИН: Путин ВЗОРВАЛСЯ от попуска Моди. Трамп ОБЕЗУМЕЛ из-за плана: Кремль ПРОЩАЮТ? Кадырову ХАНА

🔥 Кремль спасает бюджет нефтью для Нью-Дели. Рискнет ли Трамп войной тарифов?

🔥 Кремль спасает бюджет нефтью для Нью-Дели. Рискнет ли Трамп войной тарифов?

Остановить их — самая большая ошибка этих полицейских 💔

Остановить их — самая большая ошибка этих полицейских 💔

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]