FFPM : 645 - Jesosy kapiteny ; My faith has found a resting place
Автор: vaovaomahafaly
Загружено: 2022-01-25
Просмотров: 4896
FFPM : 645 - Jesosy Kapiteninay - My faith has found a resting place
FFPM : 645 - Jesosy Kapiteninay (Malagasy)
1. Jesosy Kapiteninay, Izao miantso izao,
Hiady no ilàna anay, Ka zovy no hanao?
Izay mahafy hatraty, Mahery fo tokoa
Ka tsy miraika hatrary, Ireny no hanao.
2. Ny tany hotafihinay, izao tontolo izao;
Ny tafika hikatrohanay, tsy ady mora atao;
Ny ota hotoherinay, ho rava sy hikoa.
Ny tany hitorianay, ny herinao tsy toha.
3. Indreo, ny maritiora soa, no loha-làlanay,
Nalatsaka aina avokoa, ka marika aminay.
Fandavan-tena lehibe, no vitan’izy ireo,
Hodian-tsy hita foana ve, ireo maritiora ireo?
4. Ry Jeso Kapiteninay! lzao, anio izao
No anavaozanay indray, ny fanompoana Anao
Atolotray Anao tokoa, izao tenanay izao,
Ka hamasino avokoa, hanao ny sitrakao.
------------------
My faith has found a resting place, (English)
My faith has found a resting place,
Not in device nor creed
I trust the Ever-living One,
His wounds for me shall plead
Ref : I need no other argument,
I need no other plea
It is enough that Jesus died,
And that He died for me
Enough for me that Jesus saves,
This ends my fear and doubt
A sinful soul I come to Him,
He'll never cast me out
My heart is leaning on the Word,
The written Word of God
Salvation by my Savior's name,
Salvation through His blood
Ref : I need no other argument,
I need no other plea
It is enough that Jesus died,
And that He died for me
My great Physician heals the sick,
The lost He came to save;
For me His precious blood He shed,
For me His life He gave.
Ref : I need no other argument,
I need no other plea
It is enough that Jesus died,
And that He died for me
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: