Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Karaoké TSY FOIKO IANAO - FARAKELY LAZA

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2023-12-18

Просмотров: 57699

Описание:

Gasy Karaoké TSY FOIKO IANAO - FARAKELY LAZA
#karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
Tononkira - Paroles - Texte - Lyric

Ianao foana no mameno ny fianako tontolo
Toa tsy misy ny fotoana tsy hanembonako anao

Na atoandro na hariva, indrindra moa fa ny alina
Feno anao ny fiainako

(Duo x2)

Embona tsy mety ritra, tsy hanampahataperana
Mipololoitra tsy hay tohaina, tsy hay sakanana
Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively
Ho doria tokoa, ho lamban'akoho

Ref :
Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao
Tsy misy toa anao akia raha mbola fitia
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay
Ny endrikao no mameno ny foko sy ny saiko
Toa tsy misy ny fotoana tsy hahatsiarovako anao

Na ny atoandro na ny hariva, na matory na mandeha
Lasanao ny foko rehetra

Embona tsy mety ritra, tsy hanampahataperana
Mipololoitra tsy hay tohaina, tsy hay sakanana
Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively
Ho doria tokoa, ho lamban'akoho

Refrain x2

Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao
Tsy misy toa anao akia raha mbola fitia
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay

Tokana ianao
ho ahy,
mandrakizay

Farakely & Laza

Karaoké TSY FOIKO IANAO - FARAKELY LAZA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Ny anilanao : José sy Tahiana

Ny anilanao : José sy Tahiana

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Farakely sy Laza Ny akaikinao Karaoke (Instrumental & Lyrics)

Farakely sy Laza Ny akaikinao Karaoke (Instrumental & Lyrics)

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Tanjona Randrianarivelo x Melky - Tafiako ny Hery (Official Video)

Tanjona Randrianarivelo x Melky - Tafiako ny Hery (Official Video)

JOY K Tapitra hatreo KARAOKE

JOY K Tapitra hatreo KARAOKE

Karaoke Gasy ITY HIRAKO ITY - Thiera Bruno & Aloma

Karaoke Gasy ITY HIRAKO ITY - Thiera Bruno & Aloma

'zay - Ampy ahy

'zay - Ampy ahy

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Tsy foiko ianao - Farakely sy Laza Lyrics J Slow

Tsy foiko ianao - Farakely sy Laza Lyrics J Slow

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

Babaïque & Cynthia - Anao tiako (FULL KARAOKE)

Babaïque & Cynthia - Anao tiako (FULL KARAOKE)

D-LAIN   -  Ato Am-Poanay Foana

D-LAIN - Ato Am-Poanay Foana

FARAKELY - Fitia mangiana (Lyrics&Guitare - Karaoke Gasy 2024

FARAKELY - Fitia mangiana (Lyrics&Guitare - Karaoke Gasy 2024

Tsara tso drano Dadah Rabel sy Inah KARAOKE

Tsara tso drano Dadah Rabel sy Inah KARAOKE

NJAKATIANA - Anaro aho (version instrumentale 2015)

NJAKATIANA - Anaro aho (version instrumentale 2015)

Mopcaan - Tsy Magnahy ( clip Officiel )

Mopcaan - Tsy Magnahy ( clip Officiel )

MAGE 4 -  Te Hiara Dia     (Karaoké Officiel)

MAGE 4 - Te Hiara Dia (Karaoké Officiel)

Mialy RAKOTOMAMONJY  -

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

Lapa vaovao  KARAOKE [Mamina sy Ravaka]

Lapa vaovao KARAOKE [Mamina sy Ravaka]

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]