Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Lesona 4 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao Firaisan tsaina ao anatin'ny fanetren tena

Автор: Jean-Jacques ANDRIAMPARANY

Загружено: 2026-01-21

Просмотров: 1

Описание:

FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN’NY FANETREN-TENA
Hodinihina mandritra nv herinandro: Fil. 2:1-11; Jer. 17:9; Fil. 4:8; 1 Kôr. 8:2; Rôm. 8:3; Heb. 2:14-18.
Tsianjery : « Dia tanteraho ny fifaliako, mba hiraisanareo saina, mlray fitiavana, miray fo, miray hevitra. » – Fil. 2:2
Fizaràna Sabata Hariva FAMPIDIRANA
Ny firaisan-kina no hery.” Ny fahafantarana ny fahamarinan’izany anefa tsy midika ho fampiharana azy. Imbetsaka isika no tsy mahomby na dia manao ny ezaka tsara indrindra aza mba hisian’ny firaisan-tsaina. izany anefa tsy midika ho finiavana handrava ny firaisana. Tsy mahagaga, araka izany, raha toa i Paoly nanohy nanoratra ho an'ireo Filipianina; niriny ny hiraisan'izy ireo saina.
Ny fampianaran’i Jesosy sy ny ohatra nasehony no ampiorenan’i Paoly ny lanjan'ny firaisana. Lohahevitra hitantsika manerana ny Testamenta Vaovao izany, ary indrindra ao amin’ireo epistily nosoratany. Ny avonavona ary koa ny faniriana fatratra toeram-boninahitra sy fahefana tao am-pon’ny anjely iray tany an-danitra no tsimoka nipoiran'ny fisaratsarahana eto amin’izao rehetra izao. Fihetseham-po izay nihanaka haingana izany na dia tao anatin’ny tontolo iray tonga lafatra aza (jereo ny Isa. 14:12-14). Rehefa izay, dia niorim-paka tao Edena izany, tamin’ny alalan'ny tsy fahafaliana tahaka izany koa manoloana ireo fitsipika napetrak’Andriamanitra ary noho ny faniriana hiakatra ho amin’ny toerana ambony kokoa noho izay efa notendren’Andriamanitra (Gen. 3:1-6).
Hojerentsika amin’ity herinandro ity ny fototra ara-Baibolin'ny firaisana eo anivon’ny fiangonana; hifantohantsika manokana amin'izany ny fietren’i Jesosy sy ireo lesona azontsika raisina avy amin’ny fibanjinana Azy ary ny fomba hahafahantsika mitombo ho amin’ny fanahafana Azy.

Lesona 4 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao   Firaisan tsaina ao anatin'ny fanetren tena

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Lesona 3 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany   Fiainana sy fahafatesana

Lesona 3 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany Fiainana sy fahafatesana

LESONA 13 SS Q4 2025 FIDIONAREO ANIO   DR BENOIT RAKOTOVAO

LESONA 13 SS Q4 2025 FIDIONAREO ANIO DR BENOIT RAKOTOVAO

АВИЦЕННА ЗНАЛ: ПОЖИЛЫЕ, НЕ МОЙТЕСЬ ТАК! ЭТО КРАДЕТ ГОДЫ ЖИЗНИ!

АВИЦЕННА ЗНАЛ: ПОЖИЛЫЕ, НЕ МОЙТЕСЬ ТАК! ЭТО КРАДЕТ ГОДЫ ЖИЗНИ!

Полная катастрофа в Украине: без света и тепла в Киеве, Одессе и других городах

Полная катастрофа в Украине: без света и тепла в Киеве, Одессе и других городах

ILAY ADY FARANY

ILAY ADY FARANY

Pogoda Alarmuje! 2026 i PLAN USA na Polskę. Koniec NATO. Ewakuacja? Przygotujcie się...

Pogoda Alarmuje! 2026 i PLAN USA na Polskę. Koniec NATO. Ewakuacja? Przygotujcie się...

Après la mort de mon mari mon beau frère veux faire de moi sa femme | POINT D'ACCORD

Après la mort de mon mari mon beau frère veux faire de moi sa femme | POINT D'ACCORD

"В Париже" И. Бунин — тихая драма русской эмиграции

FANOMEZANA TSARA INDRINDRA

FANOMEZANA TSARA INDRINDRA

LESONA 1 Q1 2026 ENJEHINA NEFA TSY NAFOY DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

LESONA 1 Q1 2026 ENJEHINA NEFA TSY NAFOY DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

Lesona 2 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao   Anton'ny Fisaorana sy ny Fivavahana

Lesona 2 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao Anton'ny Fisaorana sy ny Fivavahana

Przemówił po angielsku. Nawrocki w dyskusji w Davos. Jak wypadł?

Przemówił po angielsku. Nawrocki w dyskusji w Davos. Jak wypadł?

Правду скрывают, чтобы не вызвать панику. Открытие Петра Гаряева

Правду скрывают, чтобы не вызвать панику. Открытие Петра Гаряева

LESONA 12 Q4 2025 MAHATOKY ANDRIAMANITRA   DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

LESONA 12 Q4 2025 MAHATOKY ANDRIAMANITRA DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

ПОСЛЕ СМЕРТИ ВАС ВСТРЕТЯТ НЕ РОДСТВЕННИКИ, А.. ЖУТКОЕ ПРИЗНАНИЕ БЕХТЕРЕВОЙ. ПРАВДА КОТОРУЮ СКРЫВАЛИ

ПОСЛЕ СМЕРТИ ВАС ВСТРЕТЯТ НЕ РОДСТВЕННИКИ, А.. ЖУТКОЕ ПРИЗНАНИЕ БЕХТЕРЕВОЙ. ПРАВДА КОТОРУЮ СКРЫВАЛИ

Мидраш рассказывает: Бо — Последние казни и выход из Египта | Живой голос

Мидраш рассказывает: Бо — Последние казни и выход из Египта | Живой голос

JOUR 5 SUR 10 JOURS DE PRIERE

JOUR 5 SUR 10 JOURS DE PRIERE

Грех не будет над вами господствовать ( Римлянам 6:12-14) // Судаков С. Н.

Грех не будет над вами господствовать ( Римлянам 6:12-14) // Судаков С. Н.

Мусульманский Пилот Увидел Иисуса в Полете и Спас 283 Жизни | Реальная История

Мусульманский Пилот Увидел Иисуса в Полете и Спас 283 Жизни | Реальная История

13 Ans et Elle a Défié Rome   L'Incroyable Miracle de Sainte Agnès, la Martyre Vierge

13 Ans et Elle a Défié Rome L'Incroyable Miracle de Sainte Agnès, la Martyre Vierge

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: infodtube@gmail.com