fijoroana vavolombelona_ny lanitra sy ny helo (partie 2/2)
Автор: mamy
Загружено: 2022-10-18
Просмотров: 3364
koreanina iray no nentin' Jesosy nitsidika ny lanitra sy ny helo.
tapany faha 2/2
☝Iza amintsika no hahatoetra amin'ny afo mandevona?
☝Iza amintsika moa no hahatoetra amin'ny lelafo mandrakizay?
— Isaia 33 : 14
noezahina naseo amin'ny alalan'ny horonan- tsary ny endry sy ny kikiaka mahatsiravina any amin'ny fahaverezana mandrakizay dia ny helo mirehitra afo izany.
namako! tsy misy tian' Andriamanitra ho very isika na dia 1 aza.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: