Briand Andrianirina- filoha mpanorina ny Real Tv Madagasikara: Tafaverina eto an-tanindrazana
Автор: Real TV Madagasikara
Загружено: 2025-10-18
Просмотров: 2982
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA - 17 OKTOBRA 2025
Briand Andrianirina- « Fondateur » Real Tv Madagasikara: Tafaverina teto an-tanindrazana ny alarobia 15 Oktobra 2025 lasa teo i Briand Andrianirina, rehefa nanao sesitany ny tenany tany ivelany nandritra 6 taona taorian’ ny nahatongavan’ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina teo amin’ny fitondrana ny taona 2019. Isan’ireo tazana nanotrona ny fianianan’ny Colonel Michael Randrianirina teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana androany zoma 17 Oktobra moa ity mpanorina ny Real Tv Madagasikara ity.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: