RAZAFITSIAFAJATO Armand | Research Techs | Preserving knowledge of endemic species in Madagascar
Автор: Centre ValBio
Загружено: 2025-09-17
Просмотров: 134
RAZAFITSIAFAJATO Armand talks about his work with plants. Armand started working as a research technician in botany at Centre ValBio in 1999. Since this video was filmed, Armand has passed away. With experience in phenology, Armand would monitor the animals and plants in the protected forest of the Ranomafana National Park in Madagascar. His favorite hobby was watching the crops grow in his fields.
This video series is titled:
"Preserving knowledge of endemic species in Madagascar through storytelling"
The series was produced in 2020 during the COVID-19 pandemic.
Funded by: University of Arizona, School of Anthropology and WISE Tropics
Edited by: Explorer Home Madagascar
Full credits in video.
Videos cannot be shared without permission.
----
"Firaketana Ireo Firaketana ireo fahalalana mahakasika ny karazam-biby sy zava-maniry andemika eto Madagasikara miainga avy amin’ny fitantarana tantara"
RAZAFITSIAFAJATO Armand dia teknisiana mpikaroka ao amin’ny Centre ValBio Ranomafana Madagasikara. Efa hatramin’ny taona 1999 no naha teknisiana mpikaroka azy momban’ny botany. Ary vokatry ny fiaraha miasa tamin’ireo mpikaroka avy any ivelany (ohatra: firenena) ireo dia manana traikefa manokana ny manao phenology ihany koa izy. Efa maro ireo karazana tetik’asa nosahaniny nandritra izay 21 taona izay tahaka ny. Ankoatra izay dia manaramaso ireo biby sy zavamaniry ao amin’ny ala arovana ao amin’ny parka Ranomafana Ifanadiana Madagascar ihany koa izy. Ny fialamboly tiany dia ny mijery ny voliny any antsahany.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: