Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Omeo Finoana izahay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2024-04-29

Просмотров: 3404

Описание:

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy

A/C: Ankalazao ny Tompo

1- Omeo finoana izahay e,
Hankahery anay malemy
Fa tsy misy tsy azo atao e,
Amin’izay rehetra mino.

Noho ny Teninao, ry Tompo,
Efanay zay sitrakao

2- Abrahama Rain’ny mpino,
Tsy nisalasala akory
Ny hamoy ilay naterany,
Nony nangatahinao!

Foinay ho Anao
'Zay mba maminay indrindra.

3- Nino toy ireo miaramila,
Tany Jerikao fahiny
Nampikoa ny tamboho e,
Tamim-peon’anjomara

Noho ny anaranao, ry Tompo,
Resinay ny mafy indrindra

4- Mino toy 'lay tomponjato:
Teninao iray dia ampy
Hanasitrana tokoa,
Ny aretina mahazo

Mino izahay, ry Tompo.
Teninao no tokinay

5- Mino mafy sady faly,
Toy ny Reninao fahiny
Sy i Joany mpialoha,
Nahare fa tonga Ianao!

Dia hiravo ny fonay
Manantena famonjena

Omeo Finoana izahay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Джем – Omeo Finoana izahay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Джем – Omeo Finoana izahay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Ry Tompoko ilay endrikao re no mahafinaritra ahy_Hira Katolika Malagasy

Ry Tompoko ilay endrikao re no mahafinaritra ahy_Hira Katolika Malagasy

12-ամյա տղային կացնահարած տղամարդուն չի հաջողվում գտնել

12-ամյա տղային կացնահարած տղամարդուն չի հաջողվում գտնել

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

Bôrobôroko fiainagna_HiraKatolikaMalagasy

Bôrobôroko fiainagna_HiraKatolikaMalagasy

Mpivahinin'ny Fanantenana   Dihizin'ny Tanora mpiofana Masera Jeanne Delanoue Madagasikara

Mpivahinin'ny Fanantenana Dihizin'ny Tanora mpiofana Masera Jeanne Delanoue Madagasikara

Omeo finoana / Jérémie PARSON

Omeo finoana / Jérémie PARSON

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

APL (Antsam-Pideran'ny Lanitra) et P. Baigny Dezy

APL (Antsam-Pideran'ny Lanitra) et P. Baigny Dezy

Chorale Psalmodie en concert - Yahwe

Chorale Psalmodie en concert - Yahwe

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Omeo fo mino LA POLIFONICA

Omeo fo mino LA POLIFONICA

Miara dalana -Vetson kira

Miara dalana -Vetson kira

Mesia sy Mpamonjy_Chorale APL_Hira Katolika Malagasy

Mesia sy Mpamonjy_Chorale APL_Hira Katolika Malagasy

Mifiopioke-CSVP   Chorale Saint Vincent de Paul  ECAR Cathédrale Toliara Officiel

Mifiopioke-CSVP Chorale Saint Vincent de Paul ECAR Cathédrale Toliara Officiel

INONA NO ATAO HOE FINOANA | Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRATO | MCTV (Madagascar Christian Television)

INONA NO ATAO HOE FINOANA | Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRATO | MCTV (Madagascar Christian Television)

Andriananahary ô, mba tsinjovy ity vahoaka manoloana - Hira Katolika

Andriananahary ô, mba tsinjovy ity vahoaka manoloana - Hira Katolika

Tambatra Mahaleo ( Arrangement an'i T-Kalo )

Tambatra Mahaleo ( Arrangement an'i T-Kalo )

KANTO KATOLIKA Medley MICKAEL - NY AINGA- BLACK JACK'S - SOLO ANDRIANASOLO - HAGA

KANTO KATOLIKA Medley MICKAEL - NY AINGA- BLACK JACK'S - SOLO ANDRIANASOLO - HAGA

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]