Mila anao izahay Fanahy Masina ô!
Автор: New Life Madagascar
Загружено: 2023-05-27
Просмотров: 590
Tsy mahavita na inona na inona amin’ny maha Kristianina antsika isika raha tsy misy ny Fanahy Masina 🔥
Asan'ny Apostoly 1:8 - Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany.
#Jesosy #Jesoa #fiderana #Andriamanitra #Kristianina #Malagasy #Madagasikara #Toriteny #Baiboly #Kristy #Malagasy #Gasy #Madagascar #Fiangonana #Fiderana #FanahyMasina #mpino #mpivavaka #fitiavana #fiderana #anglisy
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: