FEO ROA - NANIE & LALIE (Cover Guitare by TOJO GUITARISTE & WILLY BARRIOS)
Автор: LAMOZIKA
Загружено: 2020-07-01
Просмотров: 7718
FEO ROA - NANIE & LALIE
== ABONNEZ VOUS ==
Cover Guitare by TOJO GUITARISTE & WILLY BARRIOS
#FEO_ROA de NANIE&LALIE
Salama daholo 😁😁
Misy namana iray manan-talenta be indray hiaraka amintsika androany antsoina amin'ny anarana hoe @WILLY BARRIOS.
➡️ Ity hira dia fiarahana kely tampoka fa tsy de nisy fiomanana betsaka fa ho avy ny fotoana hanaovanay azy intégral.
➡️ Izahay roalahy dia nampihaonin'ny mozika satria samy tia mitendry no mitovy ny feeling ka niaraka nanao zavatra kely amin'izao fandalovany ato amin'ny boutique izao.
➡️Havanana amin'ny jazz Fingerstyle sy classique izy ary tena mahafinaritra ny fiangaliny azy.
Facebook : https://fb.me/hiratiako
YouTube : http://bit.ly/398luDr
Instagram : / mhiratiako
SoundCloud : / hira-tiako
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: