FFPM 175 (Avia Fanahy ô ) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Автор: Chorale NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Загружено: 2021-01-01
Просмотров: 9766
1. Avia, Fanahy ô, Fanahy Masino ô!
Midina eto aminay, hitari-dalana.
2.Fa diso làlana, ka ory izahay;
Ny sainay dia maizina, ny fonay ratsy koa.
3. Midina Hianao, ry Mpanazava anay,
Hanaisotra ny aizina aty anatinay!
4. Avia Mpananatro ô! mombà anay tokoa;
Ampahatsiarovinao ny teny mahasoa,
5. Ry Mpampianatra ô! ampionao izahay
Ka aoka re ho marina izay ianaranay!
6. Mitomoera aty anatin’ny fonay;
Izany indrindra Tompo ô, no angatahinay!
Fihirana FFPM 175
H.G. Nageli, 1773 - 1836 / J.A. Houlder, 1844 - 1932
Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina)
Arrangement: Rivo RAKOTOARIMALALA
Prise de son, mixage et mastering: Maxon Studio
© NTI Production, Desambra 2016
(Extrait DVD Edition 2017)
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: