Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

RAY MALALA - Groupe Sedera (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2023-08-21

Просмотров: 832

Описание:

🎶RAY MALALA - Groupe Sedera🎶 (Lyrics)

Ray Malala o, lehibe ny voninahitrao
Manenika ny tany manontolo,
Namboarinao avokoa ny tany sy lanitra
Ary ny zava-boary anatiny
Farany tamin'ny asanao dia ny fanamboarana
Olona mitovy endrika Aminao

Izany rehetra izany anie
Porofon'ny halehibiazanao
Ny dera sy ny laza ho anao
Asandratray hatrany hatrany ny voninahitrao Mba ho anao mandrakizay Jeso o

Ankehitriny Ray Malala potika avokoa ireo
Sangan'asa izay namboarinao
Koa mifona aminao izahay ry Tompo omalala o
Fa nanimbazimba ny asan-tananao

Koa raiso re ry Tompo o ny fifonana atolotro fa vokatry ny fonay tokoa
Mitalaho Aminao ireto zandrinao ireto
Koa mamela ny helokay Tompo o

Andriamanitra o, mangataka Aminao izahay
Mba omeo fo madio sy vaovao
Ahafahanay manatanteraka
Ny asa izay nankininao taminay

Inty aho ry Tompo o, fa vonona ny hankatoa
Ny baiko izay nankininao taminay
Inty aho iraho aho ambaram-pahatapitry
Ny fofon'aiko miala eto an-tany
Inty aho ry Tompo o, fa vonona ny hankatoa
Ny baiko izay nankininao taminay
Inty aho iraho aho ambaram-pahatapitry
Ny fofon'aiko miala eto an-tany
Ny fofon'aiko miala eto an-tany
Ny fofon'aiko miala eto an-tany Raiko o
😇
A/C : Aina Sedera
#LyricsbyKalo

RAY MALALA - Groupe Sedera (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Ray Malala Ô !

Ray Malala Ô !

Музыка для молитвы без слов | Инструментальное поклонение | Благая весть онлайн

Музыка для молитвы без слов | Инструментальное поклонение | Благая весть онлайн

Честь дороже денег! Обращение к украинским пасторам: не продавайтесь за чечевичную похлебку!

Честь дороже денег! Обращение к украинским пасторам: не продавайтесь за чечевичную похлебку!

Mpihira Maintimolaly Mandrosoa - Ry Ray malala ô!

Mpihira Maintimolaly Mandrosoa - Ry Ray malala ô!

Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

Fa Kristy | Sedera • The Next Voice | Hira Fiderana Malagasy

Fa Kristy | Sedera • The Next Voice | Hira Fiderana Malagasy

"𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐋𝐎𝐀𝐓𝐑𝐀" - Groupe HIR'AINA

Бомба! Der Spiegel публикует утечку — Европа спасает Украину от Трампа /№1058/ Юрий Швец

Бомба! Der Spiegel публикует утечку — Европа спасает Украину от Трампа /№1058/ Юрий Швец

Дорога на благовестие, Которую не забудем. Фот Валентин Яковлевич, история из жизни.

Дорога на благовестие, Которую не забудем. Фот Валентин Яковлевич, история из жизни.

4 часа Шопена для обучения, концентрации и релаксации

4 часа Шопена для обучения, концентрации и релаксации

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Olombelona aho Tompo - Vetson-kira (Paroles/lyrics)

Olombelona aho Tompo - Vetson-kira (Paroles/lyrics)

SokolovBrothers. Братья Соколовы

SokolovBrothers. Братья Соколовы

Nalainao Avy Lavitra

Nalainao Avy Lavitra

Jesosy mandigny anao Sedera Ambalavato

Jesosy mandigny anao Sedera Ambalavato

Happy December Jazz ☕ Morning Coffee Music with Relaxing Jazz & Bossa Nova Piano for Great Mood

Happy December Jazz ☕ Morning Coffee Music with Relaxing Jazz & Bossa Nova Piano for Great Mood

Я хвалу Тебе пою / Всей душой | I Sing Praises / With All I Am | SKYDOOR WORSHIP cover

Я хвалу Тебе пою / Всей душой | I Sing Praises / With All I Am | SKYDOOR WORSHIP cover

Действительно ли Рождество – языческий праздник?

Действительно ли Рождество – языческий праздник?

TOE-PO - Joseph d'af

TOE-PO - Joseph d'af

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]