Association Mère et Enfant Madagascar sur Midi Ma'nifik 17 11 18
Автор: Midi Manifik
Загружено: 2018-11-20
Просмотров: 165
Nivahiny teto amin'ny Midi Ma'nifik i RAMAHANDRY Soafara (Présidente de l'association Mère et enfant M/car), KANTO ( Starlette Communication) ary i Rova (Mahasoa compagny).Nampafantatra ny antom-pisiany sy ireo tombotsoa ho azon'ireo mpikambana ao aminy ary ireo hetsika izay ho tanterahiny amin 'ny 01 desambra 2018 ho avy izao izy ireo. Aza adino ihany koa fa mampilalao antsika koa ny Association Mère et enfant izay ahazoana loka goavana tokoa amin'ny alalany Facebook Association Mère et Enfant Madagascar.
…
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: