⚖️ Voatazona eny amin’ny BIANCO hiatrika ny fanadihadiana azy i Rinah RAKOTOMANGA
Автор: Real TV Madagasikara
Загружено: 2025-11-12
Просмотров: 3634
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 11 NOVAMBRA 2025
Voatazona atao andri-maso na « garde vue » eny amin’ny BIANCO hiatrika ny fanadihadiana azy i Rinah RAKOTOMANGA izay efa tonga teto Antananarivo omaly maraina rehefa voasambotra tany Antetezambaro Toamasina tamin’ny « villa isolée » iray raha ny vaovao azo.
Ny raharaha Madagascar Airlines no maha voarohirohy azy amin’izany ary efa misy ny olona hafa tazonina hiatrika fanadihadiana miaraka aminy ihany koa raha io vaovao io.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: